Other News

Razanatoandro Solofoniaina: “Aleo handray ny andraikiny ny mpitondra fa aza korontanina”

Tsy hita be ihany ny antoko amin’ny tontolo politika amin’izao? Mampahazo vahana ny mahaleo tena na tsy miankina… Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny AKFM, eo anivon’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar), Razanatoandro Solofoniaina. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Nahoana ny antoko no tsy miantsehatra firy intsony amin’ny […]

Taratry ny kanto

 Hivoaka tsy ho ela ny hira misy ny fampiaraham-peon’i Noely Sakelidalana sy ny tarika Ny Fanilo. « Ny Tadim-pitiavany » no lohatenin’izany hira izany. Hira ara-pilazantsara Ba Gasy milamindamina izy ity. Efa eo ampanatanterahina ity tetikasa ity ny roa tonta amin’izao. Hisy ny horonantsary mirakitra ny tononkira mialoha ny amoahana ny horonantsary ofisialy. […]

Slam national XV: nahazo fanomezana ireo mpandresy

Notoloran’i Claire Pierangelo, masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara mari-pankasitrana i Rado Ravalison na Orad, tompondakan’ny Slam National XV teto Madagasikara. Teny amin’ny ivontoeran’ny masoivohon’i Etazonia Andranomena no nanatanterahina izany lanonana izany. Ankoatra an’i Orad, nomena mari-pankasitrahana ihany koa ireo mpandresin’ny fifaninanana nasionaly tamin’ny sokajim-pifaninanana rehetra. Tetsy ankilan’izay, nisy ny seho natolotr’ireto […]

Tontolon’ny hira malagasy: nodimandry Rakotoson Rémi (Tarika Remy)

Nindaosin’ny fahafatesana, ny harivan’ny 7 janoary 2025 teo amin’ny faha-65 taonany, Rakotoson Rémi filohan’ny tarika Remy. Nambaran’i Mami Bastah fa : « Mahatsiaro irery, satria, ny tenako irery sisa no mpikambana namorona ny tarika Remy tamin’ny taona 1982 fa lasa daholo ry zalahy ». Anisan’ny sanganasa nahafantarana azy (Rémi) sy ny tarika Remy […]

« Le Meilleur Pâtissier »: hiatrika ny famaranana i Tsiory Razafinimanana, anio

Mamiratra ary tena misongadina ny Malagasy. Manaporofo izany i Tsiory Razafinimanana amin’ny fandraisan’anjarany amin’ny “Le Meilleur Patissier”. Tanterahina anio hariva, any Paris France ny famaranana ny “La Meil­leur Patissier” andiany faha-13. Fifaninanana manamboatra mofomamy, karakarain’ny fahitalavitra Frantsay M6 izy ity. Anisan’ireo telo hiatrika izany dingana lehibe izany i Tsiory Razafinimanana, […]