Nianoka sy niaina ny filankevitry ny minisitra natao teny Iavoloha, omaly, ny Malagasy. Fotoana nitakian’ny filohan’ny Repoblika tamin’ny governemanta ny tsy maintsy hanafainganana ny asa misy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka. Notanterahina omaly teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny filankevitry ny ministra voalohany amin’ity taona 2025 ity. Nitarika izany ny filoham-pirenena Rajoelina Andry, […]
Other News
Fanolanana tambabe: efa-dahy hiakatra fampanoavana anio
Tovovavy 16 taona naolana efa-dahy tao Andranoro, kaominina Antehiroka. Miisa efatra ireo voasambotra ka hiakatra fampanoavana anio. Norebireben’ireo tsy valahara tamin’ny vidin’ ny pakopako, tovovavy 16 taona niharan’ny fanolanana faobe nataon’ny lehilahy miisa efatra tao amin’ny fokontany Andranoro, kaominina Antehiroka, ny alahady 5 janoary teo. Napetraky ny reniny niambina ny […]
Lutte contre les vols de terrains: un nouveau projet de loi en gestation
Le ministre de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire (MDAT), Naina Andriantsitohaina, fait de la lutte contre les vols de terrain son cheval de bataille, au sein de son département. Dans cette optique, un nouveau projet de loi est en gestation, prévoyant des sanctions pénales contre les spoliateurs de […]






