Raha tsiahivina, nanomboka ny 20 desambra 2024 no namoaka ny vokatra vonjimaika tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna ny rafitry ny Ceni teny anivon’ny renivohi-paritany na ny Structure provincial Ad’hoc de traitement des resultats communales (Spatrec). Nanomboka izany ny faritanin’ Antananarivo ny 20 desambra 2024. Ny 21 desambra ny […]
Other News
Tselatra
Zazavavy roa, 9 sy 11 taona, hita faty natsingevan’ny farihin’Andraikiba, Antsirabe. Nentina vehivavy iray ireo zaza miisa roa, nanomboka nifampitadiavan’ny fianakaviany, ny alahady tolakandro teo. Hita faty voalohany ilay 11 taona, ny alatsinainy teo. Natsikafin’ny rano ilay sivy taona, omaly. Tsy nisy akanjo, nahitan’ny fianakaviany ratra ny vatan’ireo namoy ny […]
Mpaka an-keriny: maty voatifitry ny zandary i Mandimby
Lavon’ny zandary raha nikasa hitsoaka ny dahalo raindahiny, fantatra amin’ny anarana hoe i Mandimbisoa na i Mandimby, tao Anivorano, Bekily, ny 6 janoary lasa teo. Ny alin’ny 4 janoary 2025 tokony ho tamin’ny 11 ora, nisy mpivady monina ao Tsiagnerena, kaominina ambanivohitr’Anivorano/Mitsinjo, distrikan’i Bekily, nalain’ny dahalo an-keriny. Nangataka vola tamin’ny […]
NIDONA TAMIN’ny tsenakely: mpitondra moto maty tsy tra-drano teny Anosibe
Nidona tamin’ny tsena, avy eo nitrosona tamin’ny tany, vaky loha ny mpitondra moto iray teny Anosibe, ny alin’ny alatsinainy 06 janoary teo. Tsy tana ny ainy rehefa nentina teny amin’ny hopitaly. Lehilahy manodidina ny 28 taona, matin’ny lozam-pifamoivoizana tamin’ny fitondrana moto, afakomaly alina tamin’ny 10 ora sy 10 minitra teo […]
Handball: l’édition 2025 de la CCCOI à Maurice
C’est officiel, l’Association handball de l’océan Indien (AHBOI) confie à Maurice l’organisation de la Coupe des clubs champions de l’océan Indien (CCCOI), cette année au mois de novembre. En 2023, la compétition a été déplacée à Madagascar en raison du retrait de Maurice dans l’organisation. A l’époque, les deux dernières […]






