Other News

Praiminisitra Ntsay Christian: “Tsy mila korontana intsony ny vahoaka”

Manameloka ny fambolena korontana eto amin’ny firenena ny praiminisitra, araka ny nambarany. Firenena demokratika i Madagasikara, hoy ihany izy. “Tsy mila korontana in­tsony ny vahoaka. Me­lohiko ny fambolena kolontsain’ny herisetra eto amin’ny firenena. Fantatra ny fotoana hambolena herisetra, fa tsy fantatra izay hiafarany. Miaina izany ny firenena maro. Na ny […]

Indray mijery

Notontosaina nandritra ny hateloana, tamin’ity herinandro ity, ny fiofanana momba ny serasera ho amin’ ny fiovana toetra, ho an’ ireo mpisehatra amin’ ny fiarovana ny ankizy ao amin’ny faritra Boeny. Miisa 24 ireo nisitraka izany. Ahitana ny mpisehatra avy ao Mahajanga I-II, Marovoay ary Ambato Boeni. Manohana ny tantsaha malagasy […]

Taratry ny kanto

Hotontosaina anio ny dingan’ny ampahavalon-dalana, amin’ilay fifaninanana “Volamena”. Fifaninanana adihevitra imasom-bahoaka, ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Lycée izy ity, izay hotontosaina ao amin’ny Cité des cultures Antaninarenina. Tontosa omaly, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina, Rakotondrasoava Fetra, sy ny tale jeneralin’ny […]

« Café – Histoire »: hampahafantarina ny Zafindraony

Hetsika voalohany hotanterahina ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny «Café – Histoire» ny fampahafantarana ny Zafindraony. Hitondra ny velakevitra, anio, manomboka amin’ny 10 ora maraina, eny amin’ny Musée de la photo Madagascar, etsy Anjohy, i François Noiret, mpampianatra mpikaroka momba ny «anthropologie». Lohahevitra hoentiny amin’izany ny «Zafindraony any amin’ny faritry Betsileo, hira ho […]

Fidiovana – Hasina – Tsodrano: 30 marsa ny « Taombaovao Malagasy »

Afaka mankalaza ny «Taombaovao Malagasy» avokoa ny Malagasy. Fantatra fa ny 30 marsa izao izy io ho an’ity taona 2025 ity. Anisan’ ny zava-dehibe sady antom-pisian’ny Taombaovao Mala­gasy ny fidiovana sy hasina ary tsodrano. Ho an’ny lamina voajanahary, manomboka izao fotoam-pahavaratra izao ny fanadiovana hoentin’ny zavaboahary. Ho an’ny tsirairay, efa […]