Une semaine chargée pour les Forces de défense et de sécurité (FDS). Alors que les tribunaux administratifs se préparent à proclamer les résultats définitifs à partir de cette semaine, des bruits courent selon lesquels les opposants pourraient tenir des manifestations de contestations. Une situation que les FDS entendent maîtriser pleinement. […]
Other News
“Chan 2024”: nahemotry ny Caf amin’ny volana aogositra
Noho ny fotodrafitrasa any Kenya sy i Tanzania ary i Ounganda tsy mbola tomombana tsara, nanao fanambarana ny Caf fa hatao amin’ny volana aogositra ny «Chan 2024». Nandray fanapahan-kevitra goavana ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (Caf), omaly halina, tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo. Notapa-han’izy ireo tamin’izanyfa ha-hemotra amin’ny volana aogositra ho […]
19 taona nanolanana an-janany: mpanao baolina malaza naiditra eny Tsiafahy
Nalefa eny Tsiafahy ny raim-pianakaviana iray nanolana an-janany vavy tetsy Ampasamadinika. Niharan’ny herisetra nandritra ny 19 taona io zanany io saingy izao vao nisy sahy nitoroka. Naiditra am-ponja eny Tsiafahy ilay mpihira sady mpanao baolina malaza eto an-toerana hatrany ampitan-dranomasina. Niakatra fampanoavana ny alatsinainy 13 janoary teo izy. Naiditra vonjimaika […]
Aéroport d’Ivato: trois Chinois tentent d’exporter illicitement 105 tortues
Le trafic d’animaux endémiques de Madagascar, et particulièrement celui des tortues, se poursuit malgré les multiples arrestations. Rien que cette semaine, deux cas ont été déjoués. Après celui de Betioky Atsimo, dimanche, une autre tentative a été mise à nu, hier après-midi. Mais cette fois, les trafiquants, trois ressortissants chinois, […]
Don-tandroka
Asa re inona no hiseho? Hoy ny fanontanian’ny maro, manoloana ny zotra politika eto amin’ny firenena. Andaniny, ny mpanohitra, mandrangaranga ny tsy fanekena ny voka-pifidianana. Milaza ny hanao hetsika mihitsy ho fitsipahana ny “ fanodinkodinana ny vatony”. Hidina an-dalambe raha ilaina izany. Asa inona no koninkononina eny Bel’air eny? Efa […]







