Other News

Tsipy kanetibe : Hiatrika fihaonana iraisam- pirenena 4

Feno ny fandaharam-potoan’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM), ho an’ny taona 2025. Maro ny fihaonana iraisam-pirenena tsy maintsy hatrehina, anisan’ izany ireo fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany. Mi­avaka ny amin’ity satria voakasik’izany avokoa ireo sokajy rehetra. Miisa 4 izany ka eo aloha ny an’ny olon-telo miaraka, vehivavy, tanterahina any Douai France, […]

Karate-2025: Fifaninanana iraisam-pirenena maro no miandry ny federasionina

Ankoatra ny fampivondronana izay hitsongana ny handrafitra ny ekipam-pirenena, eo amin’ny taranja karate, efa miomana sahady amin’ireo fifaninanana iraisam-pirenena ny Federasionin’ny karate-do malagasy (FKM). Maromaro ireo fandaharam-potoana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena miandry azy ireo, amin’ iny taona 2025 iny. Anisan’ izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy Cadet, Junior, […]

“African Rally Championship 2025”: Tsy ao anatin’ny handray dingana i Madagasikara

Tsy mbola ao anatin’ireo firenena hampiantrano ny dingana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny familiana fiarakodia na “African Rally Championship (ARC 2025)” i Madagasikara. Firenena efatra aty Afrika ihany no hanaovana izany amin’ity. Navoakan’ny filankevitra iraisam-pirenena Sport-automobile, eo anivon’ ny federasiona iraisam-pirenena (FIA) tany Kigali Rwanda, ny 11 desambra […]