Other News

Fiakaran’ny vidim-bary: Tsy tombontsoan’ny tantsaha fa an’ny mpanangom-bokatra

Tsy mitsaha-miakatra ny vidin’entana, indrindra ny vidim-bary eny an-tsena hatramin’izao. Mahazo tombony betsaka amin’izany ny mpanangom-bokatra raha toa ka maty antoka ny tantsaha sy ny mpanjifa. Manodidina ny 950 ha­tramin’ny 1 200 Ariary eo ny kapoakam-bary eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao, raha ny zava-misy eny an-tsenakely. Voa­kasik’izany avokoa ny vary makalioka […]

FANTINA sy FINTINA

Nametraka fitoriana amin’ny alalan’ny dosie matevina miaraka amin’ny porofo eny amin’ny tribonaly miady amin’ny fanjakana, Anosy, ny kandidà Ravalomanana Tojo. Nisolo tena azy teny an-toerana nanatitra izany ny mpisolovava sy ireo depiote ary ireo kandidà mpanolotsain’ny Tanàna eo anivon’ny Tim. Naneho ny heviny momba ny fifidianana ny kandidà Gascar Fenosoa. […]

Kandidà Raderanirina Sendrison: «Foano ary avereno ny fifidianana»

Naneho ny heviny manoloana ny fifidianana ben’ny Tanàna farany teo ny kandidàn’ny antoko Fy-M. Hentitra sy nahitsy ny nambarany ny amin’ny tokony hananana fahasahiana hanova sy handraisana andraikitra. “Foano ny fifidianana teo iny ary avereno”, hoy izy. Nanteriny fa very fanahy mbola velona ny Ceni, torakovitra, mipararetra ary tsy mahita […]

Antananarivo ; anio no hamoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana vonjimaika

Ho fantatra anio ny ho ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna eto amin’ny faritanin’Antananarivo. Havoakan’ny Ceni ny voka-pifidianana vonjimaika. Raha tsy misy ny fiovana, anio no hamoahan’ny Ceni ampahibemaso, eny Alarobia, ny voka-pifidianana vonjimaika tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna no­tanterahina tamin’ny 11 de­sambra. Ho an’ny farita­nin’ Antananarivo io, fa […]

Miandry am-pitoniana

  Higadona ny andro malaza. Hivoaka anio atoandro ny voka-pifidianana eto an-dRenivohitra. Inona no hiseho? Hoy ny mpijery miiba. Hiditra amin’ny manara-penitra sy ara-dalàna kosa Antananarivo, hoy ny olona mijery ambony. Samy miandry izay didy vonjy maika avy amin’ny Ceni izany. Ity farany izay efa nilokaloka fa madio sy araka […]