Other News

Fahazoana fankasitrahana : miandrandra ny anjarany ireo atleta sasany

Faly sy nitotorebika ireo atleta malagasy, nampihantain’ny filoham-pirenena noho ny anaram-boninahitra azony. Misy koa ireo mpanao fanatanjahantena sasany nahavita vokatra tsara saingy tsy mbola nahazo ny anjarany. Tsy ireo atleta 35 mianadahy mianaka niaraka tamin’ny mpanazatrany ihany ny hany nisongadina tamin’ity taona 2024 ity, fa nisy hafa saingy tsy mbola […]

Antsa Noely – Chorale Orimbato: Hanolotra ny seho «Misandrata»

Tahaka ny fanaony isan-taona. Hanamarika ny Noely ny Chorale Orimbato avy ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Hisy hatrany ny maha samihafa ny seho tsirairay. Hira manamarika ny andro Noely, amin’ny teny malagasy, frantsay sy anglisy, miaraka amin’ny fitafiana manokana. Ireo no anisan’ny hampiavaka ity Antsa Noely « Misan­drata » atolotry ny Chorale […]

Youth Connekt Afrika 2025: Vonona tanteraka amin’ny fampiantranoana i Madagasikara

Efa mipetraka avokoa ny fandaminana rehetra momba ny hetsika ho an’ny tanora eto Afrika, izay hatao eto Madagasikara, ny taona 2025. Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny Fana­tanjahantena (MJS), Marson Moustapha Abdulah, omaly, teny amin’ny Novotel Ivandry, fa efa vonona tanteraka i Madagasikara amin’ny fampiantranoana ny fivoriambe faratampony ho an’ireo […]

Tao aorian’ny fifidianana: “Marary ny firenena sy ny demokrasia”, hoy Randrianirina Ignace

Naneho ny heviny manoloana iny fifidianana ben’ny Ta­nàna ny 11 desambra teo iny ny filoha mpiara-mitantana ny MFM, Randrianirina Ignace na Ramasy. Nohitsiny fa betsaka ny lesoka tamin’izany. Nanom­boka tamin’ny fikarakarana ny fifidianana izany ka hatramin’izao hivoahan’ny voka-pifidianana izao. “Antony nahatonga anay miteny hatrany ny tokony hanadiovana ny tokotany aloha”, […]