Other News

Nampiditra omby tao amin’ny labatoara: Patiraon’omby notafihin’ny jiolahy nisaron-tava

Tsy laitra iainana intsony ! Miseholany hatrany ny fanafihana mitam-piadiana etsy sy eroa ao andrenivohitr’i Toa­masina. Ny alatsinainy 16 desambra 2024 vao maraina, nidirana andian-jiolahy dimy samy misaron-tava niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana mahery vaika ny tao an-tokotanin’olona iray. Misy trano maromaro anefa ao amin’io tanàna io. Anisan’ny mipetraka ao ny mpandraharaha […]

Ambatomirahavavy : Mpivarotra rongony voasambotra

Lehilahy iray nosamborin’ny mpitandro filaminana teny amin’ny fokontany Imerimanjaka, kaominina Ambatomira­havavy, afakomaly. Naharay loharanom-baovao tamina tsara sitrapo ny zandary miasa eny an-toerana momba ny fisiana mpivarotra rongony. Nahazo alalana avy amin’ny fitsarana, nosavain’ny zandary ny trano fonenan’io lehilahy voarohirohy io. Sarona tao aminy ny rongony nilanja 832 grama. Efa notsinjarainy […]

Namontana : Mpanao gazety voatsatok’antsy

Naratra mafy ny mpanao gazety eo anivon’ny radiom-pirenena, afakomaly. Mbola voaendaka ihany koa izy ka very avokoa ny fitaovam-piasany teny Namontana. Voatsatok’antsy teo amin’ ny tratrany sy ny lamosiny teo Namontana, mpanao gazety iray ny alin’ny 17 desambra lasa teo. Voa­tery naiditra sampana vonjy aina teo anivon’ny HJRA Ampefi­lo­ha ity […]