L’arrestation du député de Soavinandriana Roméo Ramanatanana et ses 4 assistants, ne souffrira d’aucune irrégularité au regard de l’immunité parlementaire car le flagrant délit de trafic des espèces protégées, a été confirmé par l’instance judiciaire qui les ont placés sous mandat de dépôt à Tsiafahy hier, en attendant leur procès. […]
Other News
AU COEUR DU PAYS ET EN HAUTEUR
TARATRY ny KANTO
Misokatra hatramin’ny alahady izao, ny Mozean’ny saripika eny Anjohy. Mandray fampirantiana telo ny toerana, amin’izao fotoana izao: “Maison des vivants”, “Lutteurs Bara” ary “Ramilijaona”. Ramilijaona no anisan’ireo Malagasy mpaka sary nitondra fanavaozana ho an’ny saripika, ka misy sanganasany maromaro notsongaina haranty ao. Aorian’ny amin’ny alahady 3 janoary 2025 indray vao […]
Seho faran’ny taona any Paris: Mpitendry eto sy any no hiaraka amin’i Rossy
Raha mbola fety gasy any Frantsa, anisan’ny be mpiandry indrindra ity. “Bapampa Réveillon”, izay iarahana amin’ny tarika Rossy iray manontolo, ao Paris! Hiara-dia amin’i Rossy ireo mpitendry notsongainy manokana tamin’ireo mpanao hiragasy malaza, toy ny avy amin’ny tropin-dRamilison, Razakason, Rainitelo, sns. Manampy izany ireo mpitendry efa tao anatin’ny tarika Rossy, […]
« Prix Paritana » : hiditra amin’ny andiany fahasivy ny hetsika
Fanararaotra lehibe ho an’ny Malagasy mpanakanto sy ny mpanakanto monina eto Madagasikara ny “Prix Paritana”. Hisy ny fanohanana amin’ny lafiny rehetra ho an’ireo tompon’ny tetikasa voafidy ho mpandresy. Nanambara ny mahakasika ny fisian’ny fifaninanana “Prix Paritana 2025” ny mpikarakara ity hetsika ity, omaly. Fifaninanana karakarain’ny Fondation H ho an’ny Malagasy […]






