Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro, anisan’ny ady atrehin’izao tontolo izao amin’izao? Eo koa ny fanahiana sy fahatahorana hianjera amin’ny ady lehibe. Efa rivotra fohina sy manempotra tato ho ato izay? Ady mivantana etsy sy eroa, fifandranitana sy fifandrahonana atsy sy arỳ… Ho tonga hatraiza? Miara-dalana ho azy amin’izany rehetra izany […]
Other News
Voka-pifidianana ho an’ny renivohi-paritany: Be mpifidy indrindra ny kandidà Dzavojozara
Efa vita nialohan’ny fetin’ny Noely avokoa ny famoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana vonjimaika, isam-paritany. Niavaka tamin’izany ny tany Antsiranana I. Mitarika amin’ny fahazoana isam-bato be indrindra amin’ireo kandidà ben’ny Tanàna amin’ireo renivohi-paritany enina, tamin’ny fifidianana teo, i Dzavojozara Jean Luc Désiré. Nirotsaka amin’ny tsy miankina ao Antsiranana I ny tenany ary […]
27 desambra 2024
Tir en l’air du 27 décembre 2024
Rugby à XV: FTFA – RCTS, l’affiche des demi-finales
Le championnat de Madagascar de rugby à XV dames observe une pause d’un mois après les matchs de poule qui ont pris fin dimanche au stade Makis d’Andohatapenaka. Sans grande surprise, les grandes équipes sont qualifiées pour les demi-finales programmées à la fin du mois de janvier. A commencer par […]






