Other News

TARATRY ny KANTO

Tarika ‘Zay, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Anio, manomboka amin’ny 3 ora sy 28 minitra indray ity fotoana ity, taorian’ny fahombiazana farany tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Seho farany amin’ity taona ity, hatolotry ny tarika ‘Zay rahateo, izay tafiditra anatin’ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny Ekar St Francois Xavier Antanimena. «Anao ny […]

«Graine de star»; Nahazo ny 10 tapitrisa Ar, loka voalohany i Pactella

Fitiliana ireo talenta vao. Ary tena mahomby matoa tojo amin’ny andiany faha-5 sahady ny fifaninanan-kira «Graine de Star», karakarain’ny Taxi-Be Madagascar. Tontosa ny alin’ny alakamisy teo, tetsy amin’ny Le Taxi-Be Antanime­na, ny famaranana ny fifaninanana « Graine de Star », andiany faha-5, tamin’ity. Ni­voaka ho mpandresy tamin’ity efa-bavy niatrika ny famaranana ity, […]

Havàtsa-Upem Arivonimamo : Hivoaka ny boky « Fandrotrarana »

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-25 taonan’ny fikambanana Havàtsa-Upem, sampana Arivonimamo, isika izao. Hotontosaina ny alarobia 18 desambra izao, amin’ny 10 ora maraina, ao amin’ny toerana famakiam-boky Clac, ao an-toerana, ny famoahana ilay boky nampitondraina ny lohateny « Fandrotrarana ». Mahatratra 16 ireo mpanoratra ao anatin’ity fikambanana ity, any Arivonimamo, no handrakitra […]

Tranombokim-pirenena : Manana tahala manokana i Inde

“India corner”, na tahala manokana ho an’ny firenena indianina. Sambany no misy ao amin’ny Tranombokim-pirenena izany. Mariky ny firoboroboan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta izy ity. Mihamafy ny fifandraisana ara-kolontsaina sy ara-diplomatika eo amin’i Madagasikara sy Inde. Notokanana omaly mantsy ny “India corner”, tahala iray manokana ho an’ity firenena […]

FANTINA sy FINTINA

“Zotram-pifidianana tsara omana, azo antoka, andraisan’ny rehetra anjara, antoky ny fitoniana sy ny filaminana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Dama Arséne, omaly, nandritra ny lahateniny ho an’ny olom-pirenena sy ny mpifidy. Notsindriny tao anatin’izany ihany koa ny fahavononan’ny Ceni amin’ny fanatanterahana ny andraikitra manandrify azy ao anatin’izao zotram-pifidianana izao. Miisa 68 […]