Sarotra ny teny malagasy? 12 taona nianarana, mbola tsy mahay manoratra teny malagasy ihany. Taona maro no efa nananan’i Madagasikara ny toeram-pikarohana momba ny teny, kanefa, mbola Faralahinjaza hatrany ny teny malagasy. Fa manao inona fotsiny ny mpikaroka sy ny manam-pahaizana? … Samy be diso avokoa! Soratra miteny, ilazana fa […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 26, 27, 28 ary 29 desambra izao, any Farafangana, ny fifaninanana «Agnambahy mifety» andiany faha-4. Fifaninanana karakarain’ny ligin’ny basikety Atsimo Atsinanana izy ity, iarahana amin’i Minaoharisoa Christiane, Ankoay. Hiavaka ity andiany ity satria hisy taranja hafa hifaninanana ankoatra ny basikety 3×3 sy 5×5. Notsenaina makotrokotroka, ny talata lasa […]
Baolina kitra U15 : firenena efatra no hifanintsana
Nanatanteraka valandresaka tamin’ny mpanao gazety, tetsy Isoraka, omaly, ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), izay tarihin-dRandriamanampisoa Alfred. Nampahafantarina tamin’izany, fa hanomboka ny 16 hatramin’ny 22 desambra ho avy izao, etsy Mahamasina sy Elgeco Plus By-pass, ny fifanintsanana ho an’ny firenena aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, sokajy zandriny, U15, lahy […]
Barea de Madagascar A : mpanazatra 54 hisafidianana
Nambaran’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, omaly, tetsy Isoraka, fa efa maro ireo mpanazatra vonona ny hitondra ny ekipam-pirenena malagasy, Barea de Madagascar A. Nahatratra 54 ny isan’izy ireo, ary ahitana anarana malagasy vitsivitsy, vahiny no tena betsaka amin’izany. «Ho fantatra amin’ity faran’ny volana desambra ity ny […]
Kick Boxing-Afrika : Medaly volamena 10, volafotsy 3 ary alimo 3 no azon’ny Malagasy
Fahombiazana tanteraka no azon’ny Malagasy, mpikatroka taranja kick boxing, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, natao tany Afrika Atsimo. Misesisesy tato anatin’ny tapa-bolana izay ny fandresena azon’ny Malagasy mpanao fanatanjahantena, eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Taorian’ny taranja tsipy kanetibe sy ny taranja lomano, anjaran’ny kick boxing indray izao no namiratra nandritra […]






