Fitaovana iray ilaina sy manan-danja betsaka amin’ny fiainan’ny olona andavanandro ny kodiaran-droa (moto). Fitaovana mahatonga lozam-pifamoivoizana betsaka indrindra koa anefa izy io noho ny tsy fahafehezana ny fampiasana azy sy ny tsy fahaizana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana. Fitaovana iray tsy afa-miala amin’ny fiainan’ny olombelona intsony ny fampiasana moto, amin’ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Mitarika amin’ny salanisa 43,09% ny kandidà Harilala Ramanantsoa, raha ny fironam-bokatra navoakan’ny Ceni omaly hariva, ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra. Manaraka azy eo amin’ny laharana faharoa kosa ny kandidà Tojo Ravalomanana, amin’ny salanisa 38,01%. Hotanterahina anio ny lanonam-pamaranana ny fivoriana ara-potoanan’ny Antenimiera roa tonta. Indroa isan-taona no hanatanterahana izany fivoriana […]
Tetikasa Kaika: maodely fampandraisana anjara ny olom-pirenena
Maodely vaovao amin’ny fandraisan’ny olom-pirenena anjara amin’ny raharaham-pirenena ny Tetikasa Kaika, fanamby nahomby tao anatin’ny herinandro efatra. Notohanan’ny Pnud ao anatin’ny hetsika Mahasaky ny tetikasa, nandray ny fanamby hanamafisana ny fandraisan’ny olom-pirenena anjara eto Madagasikara. Tamin’ny fanetsiketsehana ny tanora sy ny vehivavy ary ny manana fahasembanana (PSH), nahatratra ny tanjony […]
Manan-kasina !
12 andro mialoha ny andron’ny Noely, handeha mba hiresaka zavatra tsara. Tanjona ny mba hifampizarantsika mianakavy ny soa hoenti-mamarana ity taona 2024 ity. Taona nanjakan’ny tontolo politika, nahalatsa-danja ny sosialim-bahoaka. Nihazakazahana ny hahazoana ny maro anisa eny an-dapa, toy ny ao Tsimbazaza sy ny eny anivon’ny kaominina. Natao izay […]
Andriamarotafika Soava : “Tsy manamarina na tsia ny voka-pifidianana etsy sy eroa ny Ceni”
Mizara ny heviny mahakasika ny filazana voka-pifidianana etsy sy eroa ny Ceni. Mitaona ny Malagasy ho mailo sy ho tony ihany koa ity rafitra ity. “Tsy mandiso na manamarina ireny voka-pifidianana miparitaka etsy sy eroa ireny ny Ceni, fa mitaona ny tsirairay ho mailo. Mba tsy sanatria ho sendra fahadisoam-panantenana, […]






