Other News

TSELATRA

Zazalahy 13 taona hamonjy toeram-pianarana tapa-tongotra niharan’ny lozam-pifamoivoizana tampoka, tao Toamasina, omaly. Mpianatry ny CEG ity tra-doza ity. Nisy olona nijanona tampoka ka antony niteraka ny loza. Io ankizy io izay nandeha “pousse-pousse”. Vatan-dehilahy 200 nanampy ny tomponandraikitra nanala ilay taksiborosy tra-doza tao Betroka, omaly. Hisorohana ny tranga tahak’ilay niseho […]

Naiditra am-ponja eny Antanimora : Telo lahy nahatrarana Skunk sy Métamphétamine

Niakatra fampanoavana, omaly, naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, ireo telo lahy voarohirohy tamin’ny fanaovana trafikana zava-mahadomelina mahery vaika. Raha ny vaovao voaray avy amin’ny polisy, lehilahy roa voasambotra tany Antsaha­meva, izay nahitana rongony “Skunk” 30 fonosana, ary iray hafa kosa tratra tao Ankadim­bahoaka, izay nahitana 5 grama amin’ny “Méthamphé­tamine”. Raha […]

Nifampitifitra tamin’ny zandary : 15 lahy maty, sefo fokontany ny iray

Maty nandritra ny fifampitifirana tamin’ny zandary ny lehilahy 15, tany Maintirano. Voalaza fa mpanara-dia jiolahy nivadika ho mpandroba sy mpanakan-dalana izy ireo. Maty lavon’ny balan’ny zandary tao Antani­mena -Antanandava, distrikan’i Maintirano, ny talata 4  desambra teo, ny lehilahy miisa 15. Lehiben’ny fokon­tany ny iray. Nifampitifitra ta­min’ny mpitandro filaminana nandritra ny […]