Other News

Rugby – “XXL Top 12” : hanala vela amin’ny FTM ny Uscar

Hitohy etsy Andohatapenaka ny fifaninanana nasionalin’ny taranja rugby, diviziona voalohany, federaly I, ny faran’ny herinandro ho avy io. Fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray sy ny Uscar. Lalao hiendrika famaranana kely. Hotanterahina ny alahady ho avy izao, etsy amin’ ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahafolon’ny fiadiana ny […]

TARATRY ny KANTO

Lasa any Rodrigues i Faby Belamaky sy Rajery. Handray anjara amin’ny “Festival Kréol”, izay tontosaina manomboka anio hatramin’ny 8 desambra ho avy izao izy ireo. Anisan’ireo mpanakanto nasongadin’ny “Festival Angaredona” i Faby Belamaky, ary ireo mpitendrin-dRajery toa an-dry Zo, Lepa, Jery ary i Finoana. Tsy hatoro ireo mpankafy ny mozika […]

Volana desambra : Mahazo vahana indray ny zava-bahiny

25 desambra, fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy, ho an’ny kristianina. 31 de­sam­bra, fanatanterahana ilay lanonana faran’ny taona sy fiarahabana ny taona vaovao! Tsy misy na iray amin’ireo aza ka an’ny Malagasy. Tsy fomba, tsy kolontsaina, tsy finoana malagasy… Fa, nentina nanomezana vahana ny fotokevi-bahiny. Natao hampitahorana sy hanabadoana ary hanadontoana ny […]

« Slam national 15 »: hanomboka anio ny hetsika ho an’ny eto Antananarivo

Fotoan-dehibe ho an’ny « Slam national 15 » ny anio. Hotanterahina ao anatin’izany ireo hetsika samihafa mampiavaka ity fifaninanam-pirenena andiany faha-15 ity. Eo ny atrikasa iarahana amin’i Rouda, ao amin’ny Institut français de Mada­gascar (IFM) Analakely. Ma­nampy izany ny famaranana ny «Slam Media Kids& Open» eny amin’ny AFT Andava­mamba. Farany, ny fampisehoana […]