Anisan’ny vanim-potoana mampirongatra ny haromotana ny vaninandro mafana tahaka izao. Ahitana tranga maro momba izany ny any amin’ny renivohitry ny faritra Atsinanana. Vokany, tafiditra ao anatin’ny faritra mena mahakasika io tranga io ny any an-toerana. Mirongatra ny haromotana mahazo ny olona, izay azo avy amin’ny kaikitry ny alika, any Toamasina, […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Tanterahina eny amin’ny Carlton Anosy, hatramin’ ny 6 desambra izao, ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ ireo mpanao gazety sy mpiasa eo anivon’ny Antenimierampirenena. Ny Commission de l’océan Indien (COI) sy ny Agence française de développement (AFD) no mikarakara ny fampiofanana. Tanjona ny hanamafisana ny fahalalan’ny mpanao gazety ny fomba fiasa ao […]
Fanitarana ny fakana didy hitsivolana : mangata-panazavana amin’ny Ceni ny KMF/Cnoe
“Mangataka ny Ceni hitondra fanazavana : inona marina ny zava-misy momba ny fitantanana ny lisi-pifidianana? Io lisi-pifidianana io no fototra hananana fifidianana marina sy mangarahara ary eken’ny rehetra”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert. Tany Morondava, omaly, manoloana ny fanitaran’ny Ceni ny fahazoana mangataka didy hitsivolana […]
Malalaka ny safidy
Herinandro katroka, amin’ny heriny anio no hisafidy izay ho ben’ny Tanàna ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy. Efa samy vonona ny mpilatsaka hofidina sy ny mpanohana azy. Mitohy anaty filaminana ny fampielezan-kevitra, amin’ ny ankapobeny. Ny fifampihantsiana am-bava no maningantsingana eny antsefatsefan’ny fanehoan-kevitra eny. Taratry ny demokrasia daholo izany! […]
Ceni: “Tsy maintsy atao an-kitsim-po sy mangarahara ny fifidianana”
Nisy ny atrikasa ho fisorohana ny olana momba ny fikirakirana voka-pifidianana, tany Antsirabe, nifarana omaly. Tsy maintsy atao mangarahara ny fifidianana, araka ny nambaran’ny Ceni nandritra izany. “Fototra iorenan’ny demokrasia sy fampiharana mivantana ny fitsinjaram-pahefana eto amin’ ny firenena ny fifidianana ben’ ny Tanàna sy mpanolotsaina”, hoy ny filoha lefitra […]






