Voafidy teny Tsimbazaza, omaly, ho filohan’ny vaomiera eny anivon’ny Antenimierampirenena, mpandinika ny antontan-taratasy fiampangana ireo olom-panjakana ambony amin’ny Fitsarana avo (HCJ) ny depiote voafidy tany Morondava, Resampa Hajaharimalala. “Hotanterahina ao anatin’ny fanajana tanteraka ny lalàna mifehy ny HCJ ny andraikitra”, hoy izy tamin’ny mpanao gazety. Hiaraha-midinika amin’ireo depiote ao anatin’ny […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Hiaka-tsehatra eny amin’ny CCI Ivato, ny 13 desambra 2024, i Amine Radi. Izy izay mpanao hatsikana teratany Marokanina. Manana ny maha izy azy eo anivon’izao tontolo izao. Seho manodidina ny 150 000 no efa vitany ary ampolony ireo firenena efa nanaovany fampisehoana. Mialoha ny hahatongavany eto Madagasikara. Hisy ny seho […]
“Intelligence artificielle” : hitondra aina vao sa hanimba ny saripika ?
Seha-kanto maro no hozongozonin’ny fivoaran’ny teknolojia amin’izao. Tsy afa-bela ny saripika. Efa mahazo vahana ny fampiasana ny «intelligence artificielle» na IA, izay mampitolagaga ny zava-bita aminy ankehitriny. Nisy ny ady hevitra mahakasika izay ny faran’ny herinandro lasa teo tetsy amin’ny AFT Andavamamba. Tafiditra anatin’ny hetsika «Sar’nao», namaranana ihany koa ny […]
« L’enfant et le tambour de nuit » : hiaka-tsehatra eny amin’ny Aft Andavamamba
Anisan’ny mendrika hisitraka sy hianoka ny zavakanto miavaka ny Malagasy, indrindra ny ankizy. Izany no anton’ny hetsika fampahafantarana ny « L’enfant et le tambour de nuit ». Taorian’ny fitetezana faritra maro. Anjaran’ny eto Antananarivo indray izao no handray ny compagnie Miangaly theatre, miaraka amin’ny piesy teatraly «L’enfant et le tambour […]
SOMBIM-BAOVAO
Nivarina any amin’ny laharana fahadimy ny ekipan’ny Manchester City, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Angleterre “Premier League”, taranja baolina kitra. Tsiahivina fa resin’ny Liverpool tamin’ny isa 2 no ho 0 izy ireo, omaly. Ny ekipan’ny Liverpool izay mitana ny laharana voalohany amin’ity fifanintsanana ity. Nahazo fandresena tamin’ny isa 1 no […]






