Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Base aéronautique 213 Arivonimamo, ny dingana fahadimy sady farany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny Run na ny Final Round. Voahosotra ho tompondaka fanindroany indray Boarilaza Herizo (Bobo), nitondra ny fiara Mitsubishi Evo V avy amin’ny klioba BRC. Tontosany tao anatin’ny 9, […]
Other News
PFL : nanao ady sahala ny Mama FC sy ny AS A
Niakatra an-tsehatra ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny klioba vaovao amin’ity fifaninanana “Pureplay Football League (PFL)”, ity, ny AS Avenir Ste Anne. Nahazo isa iray izy ireo tamin’ity andro voalohan’ny PFL ity, rehefa nanao ady sahala, 1 no ho 1, tamin’ny ekipan’ny Mama FC. Tsara marihina […]
“Basikety-Africa Cup 3×3” : nomen’ny filoham-pirenena “prime” ny Ankoay
Noraisin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra, omaly, ny Ankoay. Vao avy nandrombaka ny amboaran’i Afrika 3X3 izy ireo. Nahazo fanomezana avokoa ny mpilalao, ny mpanazatra sy ny staff teknika. Tsy niandry ela, ny ampitson’ny fandresena dia efa noraisina teny amin’ ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ireo mahery fo malagasy, nitondra […]
Fikirakirana vola niomerika: Miara-miasa ny Airtel money sy ny sekoly Emit
Mitohy sy nohamafisina ny fiaraha-miasan’ny orinasa Airtel money sy ny sqekoly ambony mahakasika ny fitantanana sy ny fikarohana teknolojia, Emit Fianarantsoa. Anisan’ ny voarakitra ao anatin’ny fifanarahana ny fahafahan’ny mpianatra mampiasa ny vola niomerika, toy ny fandoavana ny saram-pianarana amin’ny Airtel money. Tsotra, haingana sady azo antoka. Tafiditra ao anatin’ny […]
PLFI 2025: laharam-pahamehana ireo fotodrafitrasa goavana
Lany tsy nasiam-panovana sy tsy nasiam-panitsiana teny anivon’ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI) ho an’ny taona 2025. Mifanojo indrindra amin’ny vinam-pirenena sy fanarenana ireo fotodrafitrasa samihafa mandrafitra ireo fandaharanasa ao anatiny. « Hita taratra ao anatin’ny PLFI ny hanaovana laharam-pahamehana ny olan’ny Jirama », hoy ny solombavambahoaka […]






