Other News

PLFI 2025 : Miova ny kajy hitondrana ny haba alaina amin’ny fifanakalozam-bola

Hakana haba 5% ny vola matin’ny orinasa (chiffre d’affaires) ho an’ny fifanakalozam-bola eo amin’ny finday, araka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2025. Lany teny amin’ny Lapan’ ny Antenimieram­pirene­na Tsimbazaza, ny zoma teo, ny volavolan-dalàna laharana faha-022/2024 momba ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana (PLFI) ho an’ny taona 2025. Voata­zona ny […]

Tsipy kanetibe – «Mondial 2024»: nizara roa ny fiaingan’ny delegasiona malagasy

Ny zoma hariva teo vao nivaly ny fangatahana fahazoan-dalana avy amin’ny ma­soivoho frantsay hiatrehin’i Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2024”, taranja tsipy kanetibe, sokajy senior, olon-telo miaraka, lehilahy. Fiha­onana tanterahina ao Zenith Dijon France, ny 5 ka hatramin’ny 8 desambra, ho avy izao. Nizara roa ny fiaingan’ny […]

“Beach Volley Zone 7 Round 2” : Nanjakan’i Mayottes ny fifaninanana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Maha­janga, ny fifaninanana “Beach Volley Zone 3”, fihodinana faharoa. Nanao pao-droa ny ekipan’i Mayottes. Fifanina­nana iraisam-pirenena nitranga ny faran’ny herinandro teo ihany koa, ny fihodinana faharoan’ny fiadiana ny tompondakan’ny Zone IV, taranja Beach volley. Fifaninanana izay natao tany Mahajanga, teny amin’ny Village Touristique. Firenena […]