Other News

Dombon-dranitra

  Fifanenjanana, fifanenjehana… Izany no afitsoky ny mpirotsa-kofidina sasany amin’izao fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana kaominaly izao. Ho tonga hatraiza? Misy tonga amin’ny fanaratsiana, fankahalana, fanapempoana… Ny fanaratsiana ny hafa no hahatsara endrika ny tena? Eo ny vahoaka hitsara… Nefa tsy tsangan’olona no tokony hotsaraina amin’izany. Fa foto-kevitra, vinam-piarahamonina, fandaharanasa, fomba fiasa… […]

Fisoratana amin’ny lisi-pifidianana : hatramin’ny 4 desambra ny fangatahana didy hitsivolana

Nitarina hatramin’ny 4 desambra izao ny fisoratana anarana ao amin’ny lisi-pifidianana. Mba ho fanomezana fahafaham-po ny olom-pirenena ny anton’izany. “Raha tokony ho nikatona tamin’ny 30 novambra ny fisoratana anarana ao anatin’ny lisi-pifidianana amin’ny alalan’ny didy hitsivolana, nitarina hatramin’ny 4 desambra ho avy izao izany. Mba ho fanomezana fahafaham-po ny olom-pirenena.” […]

Fipoahana herinaratra : trano enina kilan’ny afo

Trano enina no may tao Analankininina Hopitalibe, Parcelle 12-21/22, afakomaly alina. Nitrangana fahatapahan-jiro matetika tao an-toerana ny alin’ny sabotsy hifoha ny alahady 1 desambra. “Indroa tapaka ny jiro. Nisy zavatra nirefotra tampoka taorian’izay”, hoy ny loharanom-baovao. Nirehatra ny trano iray ka nihitatra. Nahazo ireo trano nifanila taminy ny lelafo. Nikoropaka […]

Notadiavin’ny fitsarana : dahalo roa maty voatifitry ny zandary

Maty voatifitry ny zandary nandritra ny fifanenjehana tao Maroharona, fokontany Am­ba­lamarina, kaominina am­banivohitr’Ambatomifanongo, distrikan’Ambatofinan­dra­hana, ny zoma teo, ny dahalo roa lahy. Nahazo fampandrenesana avy amin’ny sefo fokontanin’Ambalamarina ny zandary momba ny fisian’ireo andian-dahalo nanafika tao amina tokantrano iray. Lasan’ ireo dahalo nandritra io fanafihana io ny omby efatra. Na­nao fanarahan-dia […]