Tra-doza teo am-panantanterahana ny asany, zandary iray trobaky ny antsy tao Tsiroanomandidy, afakomaly. Novonjena teny anivon’ny hopitaly, nandalo fandidiana izy fa tsy tana ny ainy. Niharan-doza tampoka, zandary am-perinasa namoy ny ainy, omaly maraina, rehefa nialan’ny mpitsabo nenina vokatry ny tsatok’antsy nahazo azy. Nanao fisafoana tao amin’ny kaominina Fierenana, distrikan’i […]
Other News
Fandikan-dalàna : tratra ny mpamilin’ ilay taxi-be 114
Nosamborin’ny zandary ny mpamilin’ny taxi-be 114 iray sy ny mpanampy azy, omaly. Nanaraotra mpandeha, nandika lalàna izy ireo ka antony nisamborana azy. Miasa mampitohy an’Analakely sy Ambohijanahary saingy niainga teo Antanimena, nanao tapa-dalana izy ireo, ny afakomaly hariva. “Mbola nilaza ny mpanampy ny mpamily fa hatreo Ambohibao ihany no farany”, […]
Vehivavy matin’ny daroka: Tompon’antoka ny vadiny sy ny sakaizany izay bevohokany
Vita ny fitsarana ireo mpisakaiza voampanga ho namono nahafaty ny renim-pianakaviana, 10 taona an-tranomaizina sazy mihatra ho an’ilay lehilahy. 5 taona, ho an’ny sakaizany izay voaheloka noho ny famonoana olona tao Toamasina II. Vadin’ilay rangahy io maty io. Niakatra fitsarana tao amin’ny efitrano ambaratonga voalohany misahana ny ady heloka bevava, […]






