Other News

Halatra kobalta sy nikela ao Ambatovy : namoahana didy fampisamborana ny voampanga

Tohivakana hatrany ny halatra kobalta sy nikela ao amin’ny tetikasa Ambatovy, ao Antanandava, ny taona 2023. Manimba endrika ny firenena malagasy eo anivon’ny tsena iraisam-pirenena izany. Ny talata 26 novambra 2024 teo, tokony hiakatra fanindroany ao amin’ny Lapan’ny fitsarana ambony misahana ny ady heloka bevava ao Toamasina ity raharaha halatra […]

Sefo fokontany ny iray : Tratra ireo jiolahy nanolana tambabe

Aiza ihany ilay lalàna momba ny famosirana? Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora, ny 2 desambra teo, ny sefo fokontany iray sy ny jiolahy roa hafa tompon’antoka tamina fanolanana tambabe. Nanamparan’ny jiolahy ny filan-dratsiny ny tovovavy iray 23 teny Andranotapahana Ambohidra­trimo, ny 15 oktobra 2024 alina. Nifandimbiasan’izy telo naolana io tovovavy […]

Tsy hita nandritra ny herintaona : Vazaha hita faty teo ambony fandriany

Hita faty tao an-tranony, tetsy Ankadivato, ny vazaha iray. Tsy hita popoka nandritra ny herintaona izy. Razana efa taolana sisa no hita teo ambony fandriany, omaly maraina Hita faty tao an-tranony, tao amin’ny fokontany Ankadivato-Ampan­drana, boriborintany fahatelo, omaly maraina, ny teratany Soisa iray 67 taona. Anisan’ irony teratany vahiny niara-niasa […]