Mivoatra ny fahazotoan’ny olona manome ra amin’izao fotoana, raha mitaha amin’ ny taloha. 18 hatramin’ny 60 taona ny olona mpanome ra, raha ny tarehimarika isan-taona. Mazoto manome ra kosa ireo tanora manomboka eo amin’ny faha-25 taonany. Mazoto manome ra ny tanora mbola ao anatin’ny tanjaka sy ny heriny amin’izao fotoana […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, ny firotsahan’i Madagasikara hofidina ho filohan’ny Vovonana parlemantera eo anivon’ny Sadc, taona 2024-2026, amin’ny desambra any Zambie. Manome sehatra ifanakalozan’ny parlemantera eo anivon’ny faritra io vovonana io. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha- miasa eo amin’ireo mpanao lalàna, eo anivon’ny vondrona. Nihaona tamin’ny papa […]
Diplomasia : misokatra ny masoivohon’i Madagasikara ao Maroc
Nisolo tena ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny fanokafana ny masoivohon’i Madagasikara ao 30 R Old Said Rabat Souissi, Maroc, ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, afakomaly, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Anosy, omaly. Niaraka tamin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny maraokanina misahana ny fiaraha-miasa afrikanina sy maraokanina, Sem Nasser […]
Isika samy isika ihany
Hampiantrano fifaninanana ara-panatanjahantena iraisam-pirenena lehibe miisa roa i Madagasikara, amin’ity faran’ny herinandro ity. Taratry ny firoboroboan’ny tontolo iray, hany sehatra mampiray ny vahoaka malagasy, ny fanatanjahantena. Tsy mikely soroka ny filohan’ny Repoblika sy ny minisitry ny Fanatanjahantena amin’ny fitadiavana ny hirika hampivelatra izany. Mba misy ihany ny zavatra tsara […]
Ady amin’ny kolikoly: hatolotra amin’ny janoary 2025 ny paikadim-pirenena vaovao
Hivoaka tsy ho ela ny firaketana ny tolo-kevitra rehetra, momba ny paikadim-pirenena hoenti- miady amin’ny kolikoly. Eo am-panambarana izay volavolana paikady izay ny, eo anivon’ny Komity mitandro ny fahitsiana. “Amin’ny volana janoary 2025 no hatolotra ny vahoaka malagasy ny paikady farany, ary hanomboka amin’izany ny tena asa”. Io ny nambaran’ny […]






