Handray ny andraikiny manomboka ny volana desambra i Mark Zaborowski, filoha vaovao hitantana ny orinasa ka mandimby ny filoha teo aloha, Gun Gomes, rehefa nitana io andraikitra io nandritra ny telo taona. Nisehatra an-taona maro tamin’ny fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany ity filoha vaovao hitantanana ny orinasa Ambatovy ity. “Porofon’izany […]
Other News
Arabe migodana : hivoaka amin’ny marsa 2025 ny soritry ny lalana faharoa
Mandeha ny asa fanamboarana ny ampahany voalohany ny arabe migodana Antananarivo-Toamasina. Vita ihany koa ny 30% ny arabe « voie rapide », any Toamasina. Mirefy 80 km ny ampahany voalohany amin’ ny arabe migodana miainga eto Antananarivo hatrany Anjozorobe. Nomarihin’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, tany Toamasina, omaly, fa […]
CCOC : “Tsy ampy ny tetibola ho an’ny sehatra sosialy”
Nitondra ny fijeriny ny firaisamonina sivily CCOC momba ny fitantanam-bolam-panjakana. Tsy ampy ny tetibola ho an’ny sehatra sosialy, araka ny nambarany. “Tsy ampy ny vola atokana ho an’ny sehatra sosialy”, hoy ny sekretera jeneralin’ny firaisamonina sivily CCOC, Radert Hony, tamin’ny mpanao gazety, teny Ambatonakanga, omaly, ny amin’ny famakafakan-dry zareo ny […]
Voix rapide sy Auto-route: hiakatra ny fihariana sy ara-toekaren’ i Madagasikara
Anisan’ny mampitaraina olona sy mpitatitra maro ny haratsian-dalana eto amin’ny Nosy. Efa misy ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana hamahana izany olana izany, amin’ny alalan’ny fanamboaran-dalana. Anisan’izany ny lalambe Voix Rapide any Toamasina. Eo am-panamboarana tanteraka ny lalambe migodana Voix Rapide any Toamasina ny fitondram-panjakana malagasy amin’ izao fotoana izao. Tonga nitsidika […]
FANTINA sy FINTINA
Nofanin’ny antoko Avi amin’ny azo atao sy tsy azo atao mandritra ny fifidianana ireo ben’ny Tanàna sy delegen’ny biraom-pifidianana amin’ny kaominina Ivato, Ambatolampy Tsimahafotsy, Talatamaty. Ny delege no miantoka ny maha ara-dalàna sy ny fanamarinana ny fifidianana, araka ny nambaran’ny filoham-boninahitry ny Avi, Ratsirahonana Norbert, teny Ankadindravola, omaly. Vonona hanampy […]






