Other News

«Mondial 2024» : Vonona ny ekipa malagasy amin’ny tsipy kanetibe

Ao anatin’ny tsipika farany amin’ny fanomanan-tena hiatrehina ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe ny ekipa malagasy, ankehitriny. Fametrahana ny paikady sisa ataon-dry zalahy. Vonona tanteraka ireo mpilalao hiatrika izany fihaonana an-tampony izany. J-10 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy olon-telo miaraka, lehilahy, […]

TARATRY ny KANTO

Ao anatin’ny fahavaratra tahaka izao no hamoronan’ny mpihiragasy ny renihira. « Tsy maintsy omena hira vaovao ny mpijery hiragasy. Raha tsy mahavita izany ny tarika mpihiragasy iray, sarotra ho azy ny ahita na ny hanao adin-kiragasy », hoy i Dadafara Ramilison. Ny asa famoronana tahaka izany no anisan’ny mampisy aina ny tontolon’ny […]

Ady amin’ny VBG: miditra an-tsehatra ny mpanakanto

Nisokatra nanomboka omaly hatramin’ny 15 desambra izao, eny amin’ny Institut française de Madagascar (IFM) Ana­la­kely, ny fampirantiana « 19 :19 » an’i Nofy Rajerneson. Hetsi­ka tafiditra ao anatin’ny 16 andro hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy sy ny mahavavy (VBG). Amin’ny alalan’ny saripika no entin’i Nofy Rajerneson maneho ny fandraisan’anjarany amin’izany. Miaraka manatontosa […]

“Fianar Reggae Festival”: hosokafan’i Orelsan amin’ny iraisam-pirenena

Mpanao rap, saingy misokatra amin’ny mozika rehetra Orelsan. Nirona amin’ny reggae izy sy ny tetikasa Ony, ka hanokatra ny “Fianar Reggae Festival” amin’ny “SunSka Festival” amin’io taona ho avy io. Anisan’ireo “festival” ma­totra, niezaka nisy hatrany sy nivoatra foana ny “Fianar Reggae Festival”. Tsy very maina izany ezaka izany, fa […]