Other News

Vondrom-bahoaka ifotony : hohavaozina sy hohafainganina ny famatsiam-bola

Atao eto Madagasikara mandritra ny roa andro, omaly sy anio, ny fivoriambe faha-12 eo anivon’ny Riafco. Nanokatra izany ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina. Ireo rafitra fampandehanana hanavaozana ny famatsiam-bola ny vondrom-bahoaka. Io no lohahevitry ny fivoriambe faha-12 eo anivon’ny Réseau des institutions Africaines de […]

Harilala Ramanantsoa : Kandidà tokana manana vina ilain’Antananarivo

Ao anatin’ny fampielezan-kevitra fampahafantarana ireo vinany avy ireo kandidà mila­tsaka hofidina ben’ny Tanàna, amin’izao fotoana izao. Anisan’ izany ny kandidà, Harilala Ramanantsoa, ho an’ny eto amin’ny kaominina Antana­narivo Renivohitra. Ankoatra ny fihainoana ny maharary sy ny filan’ny mponina, anisan’ny laharam-pahamehana ho an’ ity kandidà ity ihany koa ny fampahafantarana ny […]

KMF/Cnoe : “Tokony ho lisitra fanampiny izay maka didy hitsivolana”

“Tsotra ny fitakinay: efa no­faranana ny lisi-pifidianana teo aloha, ka evelao hipetraka eo”. Io ny nambaran’ny KMF/ Cnoe Fanabeazana olom-pirenena notarihin’ny filoha nasionaliny, i Namearison Robert, teny Antanimena, afakomaly, ny amn’ny fakana didy hitsivolana hahazoana misoratra ao anaty lisi-pfidianana amin’izao fifidianana izao. Tsy hoe izay feno 18 taona no maka […]

Rakotomanana Richardson : “Tsy mety ity hoe samy te ho mpanao politika avokoa ny rehetra”

Tsy mety tena milamina ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ny tontolo politika eto Madagasikara. Nahoana? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Fiombo­nan’ny fiarahamonina sivily ho amin’ny fandrosoan’ ny Malagasy na ny Coalition de la société civile pour le progrès des Malagasy (CSCPM), Rakotomanana Richardson. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny fahitanao […]

TARATRY ny KANTO

Nadika amin’ny teny soedoa ny sanganasan-dRabearivelo. Ilay boky malaza “Presque-Songes”, izay nivoaka tamin’ny teny frantsay, tany amin’ny taona 1934 no nadikan’i Eric Luth, ka navoakan’ny Editions Vendels any Suède. Anisan’ny boky nampamiratra an-dRabearivelo teo amin’ny sehatry ny literatiora iraisam-pirenena izy ity, ary mbola mitohy hatramin’izao. Ny maha zavakanto ny « […]