Other News

Lavon’ny aretina : nodimandry i Rira

Andro manjombona indray ho an’ny tontolon’ny zavakanto. Nodimandry ny sabotsy teo Randriatseheno Wilfried Gervais, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Rira “Baban’i Roukia”. Nolazoin’ny aretina efa elaela ihany izy, ka nampidirina hopitaly tany Mahajanga. Nihombo io aretiny io, ka voatery nampiakarina taty Antananarivo ity mpanakanto ity. Tsy nahatohitra izany anefa, […]

“Opération Bokiko”: Tia boky Andriampamaky

Tratra ny tanjona ho an’ny “Opération Bokiko”. Tia boky ny mponin’Andriampamaky, raha notarafina tamin’ny hetsika momba ny boky sy ny vakiboky notontosaina tany an-toerana, ny faran’ny herinandro lasa teo. Liana voalohany indrindra ireo ankizy mpianatra, izay sambany vao nanao atrikasa momba ny fanoratana. Natomboka ta­min’ireo mpianatry ny kolejy ny atrikasa, […]

HAPPY STORY of My TENNIS LIFE: Hivoaka ny alarobia izao ny boky

Ambohipihaonan’ny zavakanto sy ny fanatanjahantena, indrindra ny haisoratra sy ny taranja tenisy, ny fotoana hamoahana ny boky Happy story of my tennis life. Hotanterahina ny alarobia 27 novambra, eny amin’ny Amicale culturelle et sportive d’Ambohi­da­hy (ACSA), ny fampahafantarana sy famoahana amin’ny fomba ofisialy ny boky Happy story of my tennis life, […]

VAOVAO TAMBATRA

Manomboka ny asa fanamboarana ny lalana Antsohihy-Bealanana, RN31. Hatao godirao tanteraka ity lalana mirefy 102 km ity. Miisa 34 ny tetezana ho havaozina. Haharitra telo taona ny asa, ary efa tonga any an-toerana ny milina sy ny fitaovana vaventy rehetra ho hampiasaina. Miisa roa ny tohodrano lehibe hatsangana any amin’ny […]

Haba 0,5% ny Mobile money : hiantraika amin’ny sokajin’olona rehetra

Mitsinjo ny daholobe ny asan’ny tranoheva Cash point, fifanakalozam-bola amin’ny finday. Araka ny fampahalalam-baovao nomen’ny mpandraharaha telo: ny MVola, ny Airtel Money ary ny Orange Money, hiantraika mivantana amin’ny mpanjifa sy ireo mpandraharaha amin’ny Cash Point ny fisondrotana 0,5% ny haba alaina amin’ny fifanakalozam-bola amin’ny finday mihoatra ny 150 000 […]