Feno ny fepetra! Efa nilaza ny fiandohan’ny herinandro lasa teo ny Sampandraharaha mpamantatra ny toetry ny andro, fa mety ho avy ny orana ny faran’ny herinandro teo. Nilaza ny tomponandraikitra ao amin’ity sampandraharaha ity fa tanteraka tokoa izany vinavina izany, satria feno ny fepetra teto afovoantany. Koa, niroso tamin’ny fandatsahana […]
Other News
Morarano Gara: mirona amin’ny fambolena ekolojika ny vehivavy
Mavitrika ny fikambanam-behivavy amin’ny fambolena afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro any amin’ny kaominina Morarano Gara, distrika Moramanga. Toy ny fikambanana Fanambinana, any Ambodivohitra Androfia. Anisan’ny Tantsaha mpampiofana (PF), any Androfia Morarano Gara, i Valerie Bienvenue. Manana tanimboly fitaratra na «vala tahaka», mampihatra ny teknikam-pambolena afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro, notohanan’ny […]
Athlétisme : Nahazo “quitus” 100 % ny federasiona
Notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Ininfra Alarobia, ny fivoriambe ara-potoan’ny Federasiona malagasin’ny atletisma (FMA). Taorian’ny tatitra ara-bola sy ny ara-teknika nataon’ny komity mpitantana, nandritra ny taom-piasana 2024, nahazo fankatoavana “quitus” avy amin’ireo ligim-paritra 13 izy ireo. Tetsy ankilany, nankatoavina ihany koa ny lalàna mahakasika ny fanoherana ny herisetra […]
“Her world, Her rules” : Manome lanja ny basikety ho an’ny vehivavy
Tontosa ny sabotsy 23 novambra lasa teo, teny amin’ ny Kianja Barea Mahamasina, ny hetsika “Her World, Her Rules”, novolavolain’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny basikety (Fiba), hositrahan’ny federasiona nasionaly, ka anisan’ny nisitraka izany i Madagasikara. Notsongaina manokana ny tovovavy manodidina ny 12 taona, eny anivon’ny EPP, izay fiaraha-miasan’ny Federasiona malagasin’ ny basikety […]
DAKA AN-JORONY: Ianareo mahalala azy
Tsy takona afenina toy ny vay an-kandrina amin’izao fotoana izao fa tena marary ny fanatanjahantena malagasy. Porofon’izany ny fahavoazana mahazo ny baolina kitra sy ny handball raha tsy hitanisa afa-tsy ireo aloha. Hoy ny fitenenana hoe: Rehefa marary ny baolina kitra, tsy salama ihany koa ny firenena. Marina izany satria […]






