Other News

Analakinina Hopitalibe : tranona kolonely indroa nidiran’ny jiolahy

Fahasahiana sy fihantsiana izay no azo ilazana azy! Trano hofaina kolonely iray ao amin’ny fokontany Salazamay Atsimo, mifani­la elanelan-dalana fotsiny amin’ ny tobin’ny zandary Salaza­may no lasibatry ny asan-jiolahy tato ho ato ary efa indroa, raha ny angom-baovao. Ny voalohany, tafiditra tao an-tokantrano ireo jiolahy ary efa teo am-pitaterana entana toy ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hiakatra eto an-dRenivohitra, manomboka ny 2 desambra, ireo fitaovana sy kojakoja handrafitra ny milina 105 MW ao Ambohimanambola. Hamerina amin’ny laoniny ny famokarana herinatra eo amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ireo fitaovana ireo. Arahi-maso ihany koa ny asa maika natao hanamafisana ny tetezana miisa 13 eny amin’ny RN2 mba hitaterana haingana […]

« Food Ingredients Europe (FIE) » : nanandratra avo ny vokatra malagasy biolojika

Miavaka sy manana kalitao ny vokatra malagasy raha oharina amin’ireo firenen-kafa. Nilahatra tamin’ireo mpisehatra iraisam-pirenena eo amin’ny indostrian’ny akora ara-tsakafo biolojika sy natoraly maneran-tany i Madaga­sikara, mandritra ny hetsika «Food Ingredients Europe (FIE)», tany Francfort Ale­maina, ny 19-21 novambra, ny vokatra malagasy biolojika. Nisolo tena antsika ireo orinasa miisa sivy […]

Moramanga : mamokatra menaka ny tantsaha

Anisan’ny manova sy hanatsara ny velon-tenany ny kaoperativa Hanitriniala, ahitana mpikambana miisa 74, any amin’ny kaominina Morarano Gara, distrika Moramanga. Mifototra amin’ny fanodinana ny voanjo ho lasa menaka fihinana ity kaoperativa ity. Nahazo tohana avy amin’ny Conservation international (CI) toy ny fiofanana ara-teknika sy ara-pitantanana, fitaovana sy milina fanodinana menaka […]