Other News

Ivato : Vehivavy nahatrarana rongony 38 fonosana

Renim-pianakaviana mpivarotra rongony voasambotra tao Ivato K5, omaly. Naharay fampandrenesana ny mpitandro filaminana fa misy ramatoa manaparitaka rongony ao amin’io fokontany io. Lasibatry ny voka-dratsy ateraky ny fisiana andian-tanora midoroka io karazan-java-mahadomelina io ny mponina manodidina. Nidina ifotony nanamarina ny zava-misy ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Ankadindravola. Sarona tao […]

Famonoana ben’ny Tanàna : miaramila 2 voasazy 10 taona an-tranomaizina

Voaheloka higadra folo taona an-tranomaizina, sazy mihatra, ny roa lahy tamin’ireo miaramila dimy voasaringotra tamin’ny famonoana ben’ny Tanàna tao amin’ny kaominina Andranomiely, distrikan’ Ankazobe, afakomaly. Notan­terahina tao amin’ny fitsarana tao Ankazobe ny momba ny raharaha nahafaty io ben’ny Tanàna io, ny alakamisy 21 novambra teo. 38 mianadahy indray voarohirohy tamin’ity […]