Other News

Fanapahan-doha tao Vondrozo : ombiasy sy dahalo iray lavon’ny bala

Maty voatifitry ny mpi­tandro filaminana ny ombiasy iray sy ny dahalo namany nandritra ny fisamborana azy ireo tao Vondrozo, distrikan’i Farafangana, ny alin’ny alatsinainy 4 desambra teo. Nikasa hanatanteraka ny sorona faharoa ahafahan’izy ireo mahazo ny rano mavesatra na « mercure » ireo dahalo ireo, araka ny fanadihadiana nata­on’ny zandary tamin’ireo namany izay efa voasambotra. Nidina ifotony nanamarina […]

Raderanirina Sendrison: « Mbola manana ny fifidianana depiote ny vahoaka… »

Efa tokony hifantoka amin’ny fifidianana solombavambahoaka sy ny ben’ny Tanàna indray ny rehetra. Io ny hevitra nambaran-dRaderanirina Sendrison Daniela. “Tany demokratika i Madagsikara ka ny fanarahana sy fanajana ireo fitsipika mamaritra izany no anisan’ny fanehoana izany”, hoy Raderanirina Sendrison Daniela, kandidà nandritra ny fifidianana filoham-pirenena malagasy farany teo. Niantso ny rehetra, indrindra ny vahoaka […]

INDRAY MIJERY

Nandray anjara tamin’ny fivoriana ara-potoana nokarakarain’ny OIT tao amin’ny Foibe iraisam-pirenena momba ny asa any Turin, Italia, ny Akademia momba ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra malagasy. Manome fitaovana sy fomba fanofanana mikendry ny hampiroborobo ny asa mendrika eo amin’ny toekarena eny ambanivohitra ho amin’ny fampandrosoana maharitra ny Akademia. Niofana mahakasika […]

Depiote “Del kely”: “Ravao any ny Antenimiera fa tsy olana…”

Nitondra ny heviny, manoloana ny feo mandeha amin’ny mety handravana ny Ante­ni­mierampirenena ny depiote, Razara Pierre Fidèle na i “Del kely” tao amin’ny Miara-manonja (MM). “Ravao ny Antenimierampirenena fa tsy olana izany. Hijoro hatrany izahay ary aza matahotra izany isika depiote”, hoy izy. Notsiahiviny fa manohana hatrany ny filohan’ity Andrim­panjakana ity, Razanama­hasoa Christine, […]

Lapa maitso Anosikely: efa tonga nivory ny loholona Razafimahefa Herimanana

Efa anisan’ireo loholona miisa 10, niatrika ny fivoriana tetsy Anosikely, omaly, Raza­fi­mahefa Herimanana. Nivory ary nanapaka ny lahadinika hatramin’ny fiafaran’ny fivoriana ara-potoana faharoa eo anivon’ny Antenimierando­holona ny tenany. Anisan’ny handraisana fanapahan-kevitra momba ny volavolan-dalàna hifehy ny tetibolam-panjakana ankapobeny ho an’ny taona 2024, hotanterahina ny zoma izao. Hitohy ny talata izany handaniana […]