Other News

Fetin’ny Krismasy: olona 7 maty, 150 nandalo fizahana teny amin’ny hopitaly.

Fety tsy ialana loza ! Tohivakana ireo olona nandalo fizahana tao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha nandritra ny fetin’ny Krismasy. Olona 150 nandalo fizahana raha fito kosa ireo maty… Tatitra voaray avy amin’ny mpitsabo ao amin’ny sampana vonjy taitra eo anivon’ny hopitaly HJRA, nanomboka ny alahady sy ny alatsinainy andron’ny Krismasy (tolakandro) […]