Other News

Minisitra Sheikh Shakhboot: “Filamatra amin’ny fahaiza- mitarika ny filoha Rajoelina”

Noraisin’ny minisitry ny Raharaham-bahin’i Emirats Arabes-Unis, ny Sheikh Shakhboot bin Nahyan AlNahyan, ny filoha Rajoelina Andry, amin’izao fihaonana an-tampony ho an’ny Cop 28, tanterahina any Dubaï izao. Niaiky ny haitariky ny filoha ity minisitra ity. Niarahaba ary nidera ma­nokana ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny tenany tamin’izany, ankoatra ny fiarahabana sy ny firariantsoa, […]

DEPIOTE SY NY governemanta : hovaliana an-tsoratra ny fanontaniana

Nisy ny taratasy avy any amin’ny Primatiora amin’ny fa­maliana an-tsoratra ny fanontanian’ny depiote, araka ny fanazavan’ny filohan’ny Antenimie­rampirenena, Ranazamahasoa Christine, tamin’ireo depiote tonga nivory teny Tsimbazaza, omaly, ny amin’ny fifanatrehana amin’ny governemanta izay to­kony hatao rahampitso. Ny dikan’izany: mety ho tonga ny governemanta fa tsy hamaly mi­vantana fa handray ny […]

Lisitry ny mpifidy : Azo atao ny fanavaozana manokana

“Voafaritry ny lalàna ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy (Rale). Ma­nomboka ny 1 desambra ka hatramin’ny 15 mey ny taona manaraka”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andria­ma­rotafika Soava, amin’izao Rale izao. Entanina ny tsirairay ha­natona ny fokontany fa ny lisi-pifidianana amin’izao ihany no hampiasaina. Mety hitranga koa ny fanavaozana manokana hiatrehana fifidianana. […]

Rabeson Heriniaina : “Mba hijery ny sosialim-bahoaka amin’izay ny fitondram-panjakana”

Vita iny ny fifidianana. Ahoana ny ho tohin’ny raharaham-pirenena? Maneho ny fijeriny ny avy amin’ny fiarahamonina sivily, ny filohan’ny fikambanana Tanora miara-miasa (TMM), Rabeson Heriniana: “Mba hijery ny sosialim-bahoaka amin’izay ny fitondram-panjakana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Fahitanareo ny fifidianana teo amin’ ny maha mpanara-maso anareo?    Rabeson Heriniaina (-): Tamin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Hamarana ny andian-tseho any Frantsa i Poopy. Efa tamin’ny volana oktobra no nihazo an’i Frantsa ny tarika. Seho maromaro no nomanin-dry Poopy, tontosa avokoa izany. Nahazo tombony aza ireo tsy mbola nahita, satria mbola misy seho faradoboka ny sabotsy 9 desambra izao, ao amin’ny Lapa Event, Paris. Hisy ny voandalana […]