Other News

Zaza 6 taona maty novonoina : Voaheloka 10 taona sazy mihatra ny anadahiny

Voasazy higadra folo taona sazy mihatra, taorian’ny fitsarana azy, tao Fianaran­tsoa, omaly, ny anadahin’ilay zazavavy 6 taona niharan’ny fanolanana sy vono. No­tanana am-ponja nanomboka ny volana mey 2023 noho io tranga vono olona niharo fanararaotana ara-nofo ny lehilahy. Tsy olon-kafa fa zanaky ny rahalahin-drainy, izay zazavavy vao 6 taona monja, […]

Nisolifatra tanaty lava-biriky : mpianaka hita faty anaty honahona

Tsy hita nanomboka ny alatsinainy teo, ny renim-pianakaviana sy ny zanany vao herintaona. Hita faty natsingevan’ny honahona tao Ifarihy, kaominina Andoharanofotsy, omaly, tamin’ny 4 ora tolakandro ireto mpianaka ireto. Handeha hanasa lamba no nialany, izay nitondra ny zanany tamin’io andron’ny alatsinainy 18 novambra io. Talanjona ny fianakaviany satria tsy nody […]

Famonoana ben’ny Tanàna : Sivily 33 sy miaramila dimy notsaraina

Niakatra fitsarana, omaly, ny olona 33 mianadahy, voarohirohy tamin’ny famonoana ben’ny Tanàna tao Andranomiely, ny 7 janoary 2024. Miaramila niasa tany an-toerana ny dimy. Notanterahina tao amin’ny Lapan’ny Fitsarana Ankazobe ny fitsarana ilay raharaha nahafatesana ny ben’ny Tanànan’Andrano­miely. Miisa 38 ireo olona voarohirohy tamin’ity raharaha ity, ahitana miaramila dimy amin’ireto […]