Other News

Razanatoandro Solofo : «Ny fifidianana ihany no vahaolana»

Toy izao ny vontoatin-dresaka nifanaovana tamin-dRazanatoandro Solofo, filohan’ny Antoko AKFM. Gazety Taratra (*): Manahoana ny hevitry ny AKFM manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny? Razanatoandro Solofo (-): Tsiahiviko aloha fa efa tamin’ny 10 novambra 1958 no nivondrona ny antoko. Olona 10 tamin’izany fotoana no nanorina ny AKFM. Nanohitra ny fitondrana neokolonialy izahay […]

“Road to BAL” : mafy ny mpifanandrina amin’ny «Cospn»

Tsy hiandry ela fa vao mi­farana ny fifaninanana nasionaly N1A, amin’ny fiantombohan’io herinandro io, hiatrika ny fanomanantena amin’ny “Road to BAL, Élites 16” avy hatrany, ny Club omnisport de la police nationale (Cospn) Madagasikara, araka ny nambaran’ny filohan’ny Cospn, Samy Harison Olivier. Mafy, hoy izy, ireo mpifanandrina amin’ny Cospn, ao amin’ny vondrona […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina ny talata lasa teo ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des Champions 2024». Nandresy ny Braga, Portugal tamin’ny isa 1 no ho 2 ny Real Madrid FC, Espagne. Mbola na­hatafiditra baolina indray ilay anglisy mpilalao, Belling­ham, milalao ao amin’ny Real Madrid. Afaka roa andro, hifarana tanteraka […]

Kitra malagasy : noraisin’ny filohan’ny Fifa ny filohan’ny FMF

Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, tao anaty tambajotran-tserasera. Nanatanteraka fihaonana voalohany tany Paris, ny filohan’ny Fifa, Gianni Infatino sy ny filoha vaovaon’ny FMF, Randria­ma­nampisoa Alfred. Nanazava misimisy kokoa ny fandaharanasany tamin’ity lehiben’ny baolina kitra maneran-tany ity ny tenany. Tao ihany koa ny resaka mahakasika ny […]