Other News

Tranga hafahafa: lehilahy hita faty notapahin-doha

Miverina indray ny fanapahan-doha ao amin’ny faritr’Ihorombe. Raim-pianakaviana iray hita faty tao Antamenaka, distrikan’Ihosy, omaly. Raim-pianakaviana iray no novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny toerana misy ny fasam-bahiny ao Antame­naka, distrikan’Ihosy, omaly maraina. Olona handeha ha­nati-bonin­kazo no nahatsikaritra zavatra hafahafa. Lehilahy iray nitsirara tamin’ny tany ary efa tsy nisy […]

Zanak’Androy: tsy manaiky hatao fitaovana hanonganam-panjakana

Nanao fanambarana ampahibemaso ny zanak’Androy, miasa sy monina eto Antananarivo, ny talata 31oktobra teo. Notsorin’izy ireo, fa hiasa hikarama hivelomana no anton-dian’izy ireo, ka niala tany amin’ny toerana niaviany. Voakasik’izany antso avo izany daholo, ny olona avy any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy, toy ny any amin’ny faritra Androy, avy amin’ny […]