Mizotra tsara ny fanamboarana ny kianja basikety AT2B eny Andraisoro. Miroso miandalana ny asa fanajariana. Etsy ankilany, miroso ihany koa ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B. Araka ny fandaminana, eny amin’ny kianja indramina eny Nanisana sy eny Amboditsiry aloha hatreto no mandray ny lalao mandra-pahavita […]
Other News
« Can Maroc 2025 »: Miaro ny laharany amin’ny Fifa sisa ny Barea
Tsy misy fanantenana amin’ny “Can Maroc 2025” intsony i Madagasikara. Hifanandrina amin’i Comores izy ireo anio, any Maroc. I Gilles Hugon no hitondra ny ekipa nasionaly. Ny ekipa nasionalin’i Tunisie sy i Comores no nahazo ny tapakila hiatrika ny fifaninanana “Can 2025”, izay hatao any Maroc, tao amin’ny vondrona “A”. […]
TARATRY ny KANTO
Tontosa ny sabotsy 16 novambra teo, tao amin’ ny efitrano malalaky ny Havoria Anosy, ilay fampisehoana « Redombe fahatsiarovana » nokarakarain’ny Sehatra Bagasy. mihoatra ny folo ireo tarika nandray anjara tamin’ ity: Solika, Ndriana Ramamonjy, R’Imbosa, Lala Doris, Ny Angola Itokiana, Tsi’Ahy, Ny Antsa Mikalo, Karoka Dinarson, Kolibera ary ny fianakavian’ireo mpamoron-kira […]
Tarika ‘Zay : eo sy mijoro hatrany ireo mpankafy
Tsy miala fa mbola eo sy mijoro hatrany ireo mpankafy ny tarika ‘Zay na dia teo aza ny fahalasanan’i Nary. Noporofoin’ny mpankafy izany satria feno hipoka ny Kianjan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina nandritra ny fampisehoana lehibe nataon’ny tarika, omaly. Nampitondraina ny lohateny hoe: «Samy te…» ny fampisehoana. Hira navoakan’ny […]
« Our Generation » 2024: nibata ny amboara i Filamatra Matokia
Tamin’ny alalan’ny tambatr’isa nomen’ireo olona mpanaraka na mpijery (voting public) ilay fifaninanan-kira « Our Generation » no nibatan’i Filamatra Matokia ny amboara, tany Kazan, any Rosia, ny faran’ny herinandro teo. Ilay hirany nampitondraina ny lohateny « Iray » no nohirain’ity solontenan’i Madagasikara ity teo anoloan’ny mpijery marobe sy ny mpitsara. « Nandresy aho! Nandresy niaraka […]






