Amin’ny politika, na mahavoa na voa roa: fanaovan-javatra amin’ny fotoana tena ilana sy mety ary tsara anaovana azy. Efa fahaizana politika ny fahalalana sy fanararaotana ary fahazoana antoka izany. Eo koa izay atao amin’izany, ny fomba fanaovana azy, ny olona hanao… Tsy fanaovana kitsapatsapa izany, tsy atao amin’ny fahazarana, […]
Other News
Kandidà Andry Rajoelina: Tian’ny mponin’Antananarivo
Mihamafy ny fitiavan’ny vahoakan’Antananarivo ny kandidà Andry Rajoelina. Hipoka ny kianjan’Antsonjombe, omaly. Tazana teny an-toerana ny mpanara-maso avy amin’ny Sadc. Tontosa omaly, teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny faradoboky ny fampielezan-kevitry ny kandidà laharana fahatelo, Andry Rajoelina ho an’Antananarivo. Nifanitsa-kitro ny vahoaka nanotrona azy. Niampy ireo olom-boafidy maro sy ny mpiara-miasa […]
Fanafihan-jiolahy : Inspektera maty voatifitra teo amin’ny kibony
Namoy ny ainy nandritra ny fitifirana nataona jiolahy nitam-basy nanafika tranombarotra tao amin’ny kaominina Ambovombe Centre/ Manandriana, distrikan’Ambalavao, ny polisy iray, afakomaly. Jiolahy dimy lahy no niditra an-keriny tao amin’io toeram-pivarotana io. Nandroaka izay azo nalaina izy ireo ary roa lahy hafa niandry teny ivelan’ny trano. Nahazo fampahafantarana ny mpitandro […]
TSELATRA
Zazakely iray namoy ny ainy nipoahan’ny bateriana finday nofahanana tamin’ny takelaby mandeha amin’ny masoandro tao Andranomanelatra Antsirabe, ny zoma teo. Nirefotra teo amin’ny toerana namahanana azy ilay bateria ka nandoro trano nisy zazakely natory teo ambony fandriana. Kila tsy nisy namantarana azy intsony ilay zaza niharam-boina. Nifanome tanana tamin’ny famonoana […]
Fikasana hiditra ny kianjan’ny 13 mey: mpitandro filaminana roa naratra, sivily valo voasambotra
Raikitra indray ny fifanjevoana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ny mpanao hetsika fotsy, ny sabotsy teo, tetsy Behoririka. Zandary sy miaramila iray naratra raha sivily valo kosa voasambotra… Indroa miantaona ny fifandonana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ny mpanao hetsika fotsy tetsy Behoririka, ny sabotsy 11 novambra teo. Nirefodrefotra ny […]