Tombony mandritra ny “Forum national des entrepreneurs » andiany faha-5 ny fampitomboana ny fifandraisana eo amin’ny samy mpisehatra ara-toekarena, indrindra ny fifampizarana eo amin’ny samy mpandraharaha. Mifampiankina ny fampiroboroboana ny maha olombelona sy ny orinasa eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana. Nisitraka fiofanana momba ny fiainana anaty kaoperativa, ny fitantanam-bola amin’ny fomba tsotra […]
Other News
Tandavanala CAZ sy Cofav : fiarovana ny ala sy fampidiram-bola ny tantsaha
Natao, omaly, teto Antananarivo ny tatitry ny zava-bita tao anatin’ny enim-bolana (janoary-jona) ho an’ny taona 2023, ao anatin’ny tetikasa « Tontolo voajanahary lovainjafy ny ilany atsinanan’i Madagasikara ». Raha ny lafiny ara-bola, ny 32% amin’ny nofaritana ho an’ny tetibola 2023 no efa nampiasaina, mahatratra 9,056 miliara Ar. Raha ny vinavina ho an’ny enim-bolana faharoa […]
Arivonimamo : nahazo milina hanodinam-bokatra
Mitohy hatrany ny taninketsa indostrialy hoentina mampiroborobo ny famokarana manerana ny distrika eto Madagasikara. Napetraka ao Arivonimamo, ny alakamisy teo, ny milina indostrialy hanodinana ny mananasy ho lasa ranom-boankazo sy milina mamokatra paty. Hamokatra ranomboankazo 2 000 hatramin’ny 3 000 isan’ora ny milina noho izy hanodina mananasy 1t mba hahazoana […]
« Forum national des entrepreneurs »: hanome tohana sy tantsoroka ho an’ny mpandraharaha
Hifampizara paikady sy traikefa ary ireo zava-niainany ao anatin’ny tontolon’ny fandraharahana ireo zokiny mpandraharaha mandritra ny « Forum national des entrepreneurs » amin’ny herinandro. Fotoan-dehibe hampivondronana ireo mpandraharaha samihafa ny « Forum national des entrepreneurs », andiany faha-5, atao ny 17 sy 18 novambra izao. Lohahevitra noraisina tamin’ity ny fanomezana traikefa sy paikady ho […]
Solombavambahoaka IRD : «Fifidianana irery ihany no lalan-tokana»
Nisy ny fanambarana nataon’ny solombavambahoaka maro anisa eo anivon’ny Antenimierampirenena, omaly, mahakasika ny fanambarana nataon-dRazanamahasoa Christine, filohan’ny Antenimierampirenena. Ankoatra izay, noresahina tanatin’izany fanambarana izany ihany koa ny tsy faneken’izy ireo ny fanatsaharana ny zotram-pifidianana. Nomelohin’ireto solombavambahoaka ireto Razanamahasoa Christine, filohan’ity Andrimpanjakana ity. Antony nanamelohan’izy ireo azy ny fitondrany ny anarana […]