Manohy ny fanatanterahana ny toromariky ny filohan’ny Repoblika amin’ny tsy maintsy amahana ao anatin’ny fotoana fohy ny olan’ny jiro sy rano ny mpanatanteraka, araka ny fampitam-baovaon’ny eo anivon’ny Primatiora tamin’ny tranonkalam-pifandraisana, omaly. Nidina teto Toamasina, afakomaly, ny Praiminisitra Ntsay Christian, niaraka tamin’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola sy ny […]
Other News
Fotoanan’ny fandavantena !
Mahavariana ny zava-misy ! Inona ary ny olana ho an’ity Madagasikara malalantsika ity? Mahavariana ny fampijaliana vahoaka ataon’ny sasany. Nanaitra ny nahita ny filazan’ny praiminisitra fa tsy maintsy havoaka faran’izay aingana ny fitaovana hamokarana herinaratra. Efa oviana anefa ireo no nihitsoka tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasiana? Amam-bolana ny valiny. Niniana tsy […]
Fifidianana ben’ny Tanàna : hitondra am-bavaka ny kandidà ny FFKM
Hivavaka ho an’ny kandidà sy ny fifidianana ireo raiamandreny am-panahy ao amin’ny FFKM. Hotanterahina rahampitso ny anjaran’Antananarivo Renivohitra. Hisy ny hafatrafatry ny raiamandreny. Hanatanteraka fiombonam-bavaka ho an’ny firenena sy ny mpikirakira fifidianana eto Antananarivo Renivohitra ny eo anivon’ny FFKM. Hotanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana izany rahampitso, alakamisy 14 novambra […]
Migadra mandra-pahafaty : mpirahalahy namono ny ray aman-dreniny
Niakatra fitsarana, omaly, ireo mpirahalahy, nilaza fa noentin-javatra ka namono ny ray aman-dreniny sy ny zandriny. Voasazy higadra sy manao asa an-terivozona mandra-pahafaty izy ireo. Hafa kely, tsy faheno matetika….! Notsaraina teo anivon’ny sampam-pitsarana misahana ny ady heloka bevava tany Toamasina, ny zoma 8 novambra lasa teo, ireo mpiray tampo […]
Festival des requins-baleines à Nosy Be: hausse de 30% attendue des arrivées de touristes
« Une hausse des arrivées de touristes à hauteur de 30% est attendue à l’occasion de la 2e édition du Festival des requins-baleines ou « Marokintana » du 22 au 23 novembre 2024 à Nosy Be », selon la ministre du Tourisme et de l’artisanat (MTA), Viviane Dewa, dans les locaux du ministère à […]






