Other News

Ankazobe : voasambotra ilay mpaka an-keriny

Voasambotry ny mpitandro filaminana ny lehilahy iray tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny tao amin’ny distrikan’Ankazobe, ny 27 oktobra teo. Naolany ny tovovavy iray takalonaina 17 taona. Nentin’ny fiara mazda nandositra, vehivavy iray 17 taona niharan’ny fanolanana nataona tovolahy tany Manaranarintsoa, fokontany Andriatsibiarivony, kaominina Fihaonana, distrikan’Ankazobe, ny 27 oktobra teo. Niara-nijery lalao […]

Dimy volana nifampitadiavana : vehivavy 19 taona hita faty nifato-tenda

Hita faty nifato-tenda ny vehivavy iray tao amin’ny kaominina Andramasina, ny 31 oktobra teo. Nihantona teo amin’ny hazo voamboana izy ka tapaka ny tady nihantonany. Vehivavy vao herotrerony, hita faty nifato-tenda tao amin’ny fokontany Bemalaza, kaominina Andra­masina, ny 31 oktobra teo. Tsy hita popoka nanomboka ny faran’ny volana jona teo […]