Hatolotra mialoha ny filankevitry ny minisitra, anio, ny fikasana ho fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa, ho fampiroboroboana ny fikarohana ny ranomasina sy ny harena ao aminy. Tanjona ny hampandrosoana ny toekarena manga eto amintsika. Mandray anjara 80% amin’ny fifanakalozana ara-barotra maneran-tany ny ranomasina. Fonenan’ny 80% ny zavamananaina eto ambonin’ny tany koa izy ary […]
Other News
Fampiroboroboana ny fambolena : nampahafantarina ny tatitra momba ny sakafo
Hanampy amin’ny famantarana ny tarehimariky ny fambolena sy ny vokatra azo avy aminy ary ny fomba fihinanana izany ny boky mirakitra ny voka-panadihadiana mahakasika ireo sakafo misy eto amintsika, ny taona 2016-2022. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny toekarem-pirenena ny sehatry ny fambolena. Hatreto, mbola miompana amin’ny fambolena mahavelona ny […]
Nihazona taolam-paty 8 gony : telo lahy notanana am-ponja
Niakatra fampanoavana, naiditra vonjimaika any am-ponja, avokoa ireo telo lahy nahatrarana taolam-paty mitotaly valo gony tao Analamarina, distrikan’Andilamena, afakomaly. Naharay loharanom-baovao avy tamina tsara sitrapo ny mpitandro filaminana fa misy telo lahy mampiahiahy ny manodidina ao an-toerana. Nidina ifotony ny zandary miasa ao Andilamena, nahatrarana taolam-paty nifatratra tamina gony teny […]
Caisse d’Epargne de Madagasikara: vao teraka ny zaza dia efa manana tahirim-bola
Feno 100 taona ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tahiry, isaky ny 31 oktobra. Etsy ankilany, niforona ny taona 1918, izany hoe, efa 106 taona ny Tahirim-bola eto Madagasikara na « Caisse d’Epargne de Madagascar (CEM)”. Nambaran’ny tale jeneraly, Ranaivoharisoa Rinah, fa ny mampiavaka ny CEM ny maha rafi-panjakana, velona […]
Fihezama – “Critérium National” : hanetsehana indray ireo taranja matory
Eo am-panomanana tanteraka ny “Critérium National”, ny eo anivon’ny Fihezama (Fitaizana ny herin’ny zatovo malagasy). Fihaonambe nasionaly hotanterahina ny zoma 1 novambra izao, ao amin’ny Kianja mitafo Pedro Andralanitra. Tanjona ny hanetsehana indray ireo taranja matory, araka ny fanazavan’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond. Hetsika maro no hanamarihina io fotoana […]







