Tonga nitsidika ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah, ny alatsinainy lasa teo, tetsy amin’ny biraony, Ambohijatovo, ny masoivohon’i Allemagne miasa eto Madagasikara, Oliver Knoerich. Nifampiresaka mahakasika ny fampivoarana ny fanatanjahantena sy ny tanora izy ireo tamin’izany. Nisy ny vina izay napetraka ka anisany ny hisian’ny […]
Other News
Karate-Maneran-tany: hiakatra tatami, anio, i Tsiky Mialy
Anio 9 oktobra no hiakatra tatami ny solontena malagasy, Randrianavalona Tsiky Mialy Fanomezantsoa, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany taranja karate, hatao any Venise Italie. Toy izao ny resaka nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*): Manao ahoana ny fahavononana? Tsiky Mialy (-): Vonona tsara hanome izay farahery. Efa niomana tsara […]
TARATRY ny KANTO
“Tontolo Toly”, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Anio manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ilay velakevitra iarahana amin’i Toly, mpanoratra sy poeta. Ho avy hifanotrona aminy ireo namany ao amin’ ny Faribolana Sandratra, ahitana an-dry Ranoe, Zo Maminirina, Tsitohery, sns. Eo ihany koa ireo mpanakanto efa niara-niasa taminy toa an’i Tovo […]
“Lecture en rire tours 2024” : mampifandray ny hatsikana sy ny vaky boky
Tanterahina, anio, eny amin’ny Trano famakiam-boky Amboditsiry, ny “Lecture en rire Tours 2024”. Hetsika mampifandray ny hatsikana sy ny vaky boky izy ity. Tsy ny hatsikana irery ihany fa misokatra amin’ireo zavakanto maro samihafa koa ny hetsika. Ny Fitaleavana misahana ny haikanto, kolontsaina sy vakoka ary fiainam-piarahamonina, eo anivon’ny Kaominina […]
« Jazz à l’Université »: hotsarona manokana ny Pr Serge Henri Rodin
Tanterahina, anio, eny amin’ny Oniversite Ankatso, ny « Jazz à l’Université ». Fampisehoana jazz, tafiditra ao anatin’ ny “Festival Madajazzcar”, andiany faha-35. Hetsika natao hanomezam-boninahitra ny Profesora Serge Henri Rodin, izay anisan’ny mpikambana tao anatin’ny komity mpikarakara ny “Festival Madajazzcar”, sy namorona ny Centre de ressources des arts actuels de Madagascar […]






