Other News

Ony House : Ivontoerana hanandratra ny talentan’ny tanora

Tosi-tanana ho an’ny tanora manan-talenta ny fisian’ny tetikasa Ony sy ny Ony House. Hisahana manokana ny fanofanana sy ny tari-dia, mba hamadihana ireo tetikasa manodidina ny zavakanto ho lasa fidiram-bola ny ivontoerana. Natokana ho an’ny famoronana, ny fanofanana ary ny fandraharahana manodidina ny zavakanto sy ny kolontsaina. Ivontoerana vaovao, manana […]

Faritra Melaky: saro-dalana indrindra eto Madagasikara, 200 000 Ariary ny saran-dalana

Anisan’ny mampitaraina ny mponina sy ny mpitatitra maro ny haratsian-dalana amin’ny lalam-pirenena samihafa. Mi­sedra izany efa ela ny mponina any amin’ ny faritra Melaky. Tafiditra ho faritra saro-dalana in­drin­dra eto Mada­gasi­kara izy io. Faritra afovoany andrefana eto Madagasikara i Me­laky. Ahitana distrika dimy mandrafitra azy: Besalampy ao atsinanana, Ambatomainty, Morafeno […]

FANTINA sy FINTINA

Nanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy parlemanta ny fihaonan’ny filoha lefitry ny Antenimie­ram­pirenena, Andriamananoro Augustin, sy ny delegasion’ny tale lefitra misahana an’i Afrika “Australe” sy ny minisiteran’i Eoropa miaraka amin’ny ranomasimbe In­dianina ary ny masoivohon’i Frantsa, i Alexandre Olmedo, omaly, teny Tsimbazaza. Niaraha-nijery ny ho avin’ny Frankofonia. Nahitsy ny fanehoan-kevitry […]

Eo ny vahoaka hitsara

  Nivoaka ny lisitra ofisialin’ireo kandidà. Miroso ny fifidianana kaominaly: manakaiky vahoaka, miantoka ny fampandrosoana ifotony… Mby aiza? Na mba tena izay no mampihazakazaka… Laingalainga, tsy ilaozan’izay misy mahabe resaka etsy sy eroa. Nahoana? Politika no tena manetsika sy manesika ny sasany, fa tsy izay fampandrosoana loatra. Mbola ho azo […]