Tontosa tao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ Analamanga, taranja Taekwondo WT (TKD WT). Araka ny nambaran-dRanjavololona Julie Claudette, filohan’ny ligin’Analamanga, nasiana ny fifanintsanana eo amin’ny fihetsika mirindra Poomsae, mba hampiavaka ny hetsika. Nahatratra 83 ireo mpikatroka nandray anjara tamin’izany. Tanjona tamin’ity […]
Other News
Basikety : mpitsara 16 nahazo diplaoma
Miroso mankany amin’ny fampandrosoana ny lafiny fitsarana lalao ny Federasiona malagasin’ny basikety. Nandritra ny lalao famaranana ny fifaninanam-pirenena N1A, teny Mahamasina, no namoahana sy nanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpitsara miisa 16 mianadahy. Ankoatra ny mari-pankasitraha, nahazo mari-pahaizana avy amin’ny Fiba Afrika ihany koa izy ireo. Tsiahivina, niatrika fiofanana sy fanadinana […]
Baolina kitra – Barea de Madagascar : nanatevina ny ekipa teknika i Thomas Gornouec
Tonga manampy ny mpanazatra amin’ny fikarakarana ny tanjak’ireo mpilalaon’ny Barea, any Maroc, i Thomas Gornouec. Hiara-miasa amin’ny Me Bebeto izy mandritra ity lalao hifanandrinana amin’ny Scorpions de Gambie ity. Tsy ny mpilalao ihany no nohatevenina amin’ity lalao roa hikatrohana amin’ny Scorpions an’i Gambie ity fa ny ekipa teknika ihany koa. […]
«Festival des livres Thrillers» : miditra amin’ny andiany fahatelo
Hotanterahina ny 26 hatramin’ny 31 oktobra 2024, eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny «Festival des livres Thrillers», andiany fahatelo. Hetsika karakarain’ny avy eo anivon’ny AFT Andavamamba, hanomezana sehatra ny haikanto samihafa, sokajy mampatahotra. Hita ao anatin’izany ny boky, horonantsary, sary isan-karazany ary tantara araka ny karazany avy. Ankoatra […]
CEG Talatamaty : nanentana ara-pahasalanmana ny WMG
Nanao fanentanana sy fanabeazana ara-pananahana ho an’ny zatovovavy mpianatra eo anivon’ny CEG Talamaty ny Wednesday Morning Group (WMG), omaly. Efa tafiditra ao anatin’ ny taona maha zatovo sy efa misy tonga fotoana ny ankamaroan’ny zatovovavy rehetra eny anivon’ny CEG, raha ny zava-misy. Amin’ny ankapobeny, mbola fady ary tsy azo resahina […]






