Other News

Baolina kitra : nitambatra ny AS Avenir du Sud sy ny AS St Anne

Araka ny vaovao voaray omaly, nitambatra ho iray amin’ity taom-pilalaovana manaraka ity, ny AS Avenir du Sud Anosy, tompondakan’ny diviziona faharoa nasionaly «World Cola Ligue des Champions D2 Nationale» sy ny AS St Anne, solontenan’Analamanga tamin’ny fifanintsanam-pirenena, «D2 Nasionaly» farany teo. Raha ny fanazavana azo, lasa hoe AS Avenir St […]

Airtel : fankasitrahana ny mpanjifa

Ataon’ny orinasa amin’ny fifandraisan-davitra Airtel laharam-pahamehana ny mpanjifa. Hanamafisana izany ny nanokanana herinandro ho azy ireo. Toy ny isan-taona, manokana Herinandron’ny to­lo­tra ho an’ny mpan­jifa ny orinasa Airtel, amin’ity herinandro ity. Hampiavaka izany ny fanavaozana ny fanomezana tolotra vaovao ny mpanjifa, ka anisan’izany ny fankasitrahana azy ireo. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Airtel […]

Fampiroboroboana ny fizahantany: hatao any Morondava ny JMT andiany faha-46

Hotanterahina any Moron­dava ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny fizahantany andiany faha-46 (JMT), ho an’ny taona 2025. Tapaka izany taorian’ny fitsidihana nataon’ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Viviane Dewa, tany an-toerana, ny herinandro teo. Na­hafahana nanombana sy nampiroborobo ny fizahantany ao amin’ny faritra izany. Malaza sy hamantaran’ny […]

Teknika Papriz: mampiroborobo ny voka-bary

Nitondra fiovana lehibe eo amin’ny mpamboly vary ao Manandona, distrikan’Antsirabe II, ny fampiharana ny teknikam-pambolem-bary mahavokatra, tohanan’ny tetikasa Fanohanana ny fampandrosoana sy ny indostria eo amin’ny sehatry ny vary (Papriz). Mampitombo ny vokatra sy mampiroborobo ny toekaren’ny tantsaha ny fandaharanasa. « Nitombo avo roa heny ary tafakatra avo telo heny ny […]