Mametraka ny paikadiny ny Madagascar Airlines ho an’ny fanitarana sy fampahafantarana azy maneran-tany. Noho izany, miara-miasa amin’ny vondrona Travelport ny orinasa ahafahany miditra ao anatin’ny «systèmes globaux de distribution (GDS) Galileo et Travelport». Manampy sahady ny fiaraha-miasany amin’ny GDS Amadeus ity rafitra vaovao ity. Tanjona ny hampahafantarana ny kaompania eo […]
Other News
Tsy nahitana pasipaoro ny roa : Somalianina 15 tratra niondrana antsokosoko
Tratran’ny zandary tao Maromandia, distrikan’Analalava, ny alarobia teo, ireo teratany Somalianina mpiondrana antsokosoko mankany ivelany. Nisy tsy nanana pasipaoro izy ireo. Ny alin’ny alarobia teo, nahazo angom-baovao ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Maromandia momba ny fisiana andian’olona tsy miteny gasy najanon’ny fiara tao Ambodimanga, fokontany Marovato Atsimo, kaominina ambanivohitr’i […]
SOMBIM-BAOVAO
Raha ady sahala ny lalaon’i Comores sy i Gambie, eo amin’ny andro fahefatry ny ady tapakila amin’ny «Can Maroc 2025», ka mandresy amin’ireo lalao roa farany ny Barea, dia tafita amin’ny Can indray i Madagasikara. Tsiahivina fa i Tunisie sy i Comores no miandry azy ireo. Nosoloin’ny AS Ste Anne […]
Beach -volley-Faritra fahafito : hampiantrano ny fifaninanana i Madagasikara
Nampahafatarin’ny Federasiona malagasin’ny taranja volley-ball (FMVB), omaly, tetsy amin’ny Telma Andraharo, fa hampiantrano ny fihodinana faharoa ny fifaninanana afrikanina, taranja volley ambony torapasika «beach-volley», aty amin’ny faritra fahafito, i Madagasikara. Fifanintsanana izay hotanterahina any Mahajanga, ny 27 hatramin’ny 30 novambra ho avy izao, ary ny sokajy Senior, lahy sy vavy, […]
Cosafa – Barea vavy : misy mpilalao mpilaravinahitra enina
Nivoaka omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny Barea, vehivavy. Miisa 23 mirahavavy izy ireo no nantsoin’i Portez l’Hydrensia sy Ramiaramanana Haingomalala Ninette, mpanazatra ny ekipa nasionaly, ka ny enina amin’izy ireo dia milaravinahitra any ivelany avokoa. Ahitana mpilalao mifanintsana any Comores, […]







