Other News

Namono vady: lehilahy sarona tanaty fampisehoana

Nampihoron-koditra! Izay no azo ilazana ny fihetsika feno habibiana nataon’ny raim-pianakaviana iray tamim-badiny tao amin’ny fokontany Lanonana, kaominina ambanivohitr’i Fanasana, ny 5 oktobra 2024 teo. Rovitra ny tarehiny, nipoitra hatramin’ny taolan-tongony mihitsy. Disadisa niainga avy amin’ny adina mpivady no niantombohan’ny olana ka niafara tamin’izao vono sy ratra niniana natao izao. […]

Seho tetsy Antsonjombe : tanora 22 mianadahy voasambotra

Tsy mety fay! Tanora 22 mianadahy indray tratra nanao fandikan-dalàna nandritra ny lanonana famaranana ny “kopi-kole” teny Antsonjombe, afakomaly. Ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahavalo (CSP8) no nahasambotra azy ireo. Nisy ireo tao anatin’ny kianja no voasambotra, tao kosa ireo teny ivelany, araka ny tatitra nampitain’ny teo anivon’ny […]

Variana nitelefaonina : lehilahy maty, voahosin’ny kamiao

Voalaza fa sady variana nitelefaonina no niampita arabe tampoka ny lehilahy iray ka voafaokan’ny kamiao. Maty tsy tra-drano, niparitaka tamin’ny arabe ny atidohany Potika voahitsaky ny kodiarana ny lohan’ny lehilahy iray tao Manan­kasikely, kaominina Man­jakan­driana, ny alahady 6 oktobra tolakandro teo. Niam­pita tampoka io lehilahy io ka tsy nahita ny […]