Other News

SOMBIM-BAOVAO

Nihintsana teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny ekipa malagasy, taranja ping-pong, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Fifaninanana natao tany Addis-Abeba Ethiopie, ny faran’ny herinandro teo. Resin’i Nigeria ny Malagasy. Samy resy tamin’ny seta 3 no ho 0 avokoa Andriantahina Tina sy Raharima­nana Hanitra ary Jaoferson Fara. Laharana faha-6 tamin’ireo […]

Fanamoriana fiarakodia : tompondaka i Faniry sy i Mahents

Norombahin-dRasoamaromaka Faniry sy Randriambolo­lona Mahenintsoa (Mahents), mpanamorin’ny klioba TFM sy Asacm, mitondra ny fiara Peugeot 208 T16, ny andiany faha-45 amin’ny “Grand Rallye international de Madagascar”. Dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara notanterahina teto Antananarivo sy ny manodinana, ny 11 ka hatramin’ny 13 oktobra lasa teo, nokaraka­rain’ny ASA […]

Taratra ny kanto

Tanterahina ao amin’ny Salle Albert Camus, IFM Analakely, anio tolakandro, ny fampisehoana “152ème Concert classique de Midi”. Hetsika karakarain’ny Madagascar Mozarteum, andraisan’i Fabio Rakotozanany, eo amin’ny fitendrena Piano, sy i Mino Rakotoarisoa, eo amin’ny fihirana.   Lasan’i Laurino Gourio ny amboara « Prix meilleur documentaire court » nandritra ny fifaninanana Silicon Valley […]

“Fullmoon Dj Festival”: vahiny mpikosoka kapila maro andrasana

Misesy ny hetsika ara-javakanto any Toamasina. Taorian’ny “Star tour” sy mialoha ny “Makua Music Festivals”, handray ny “Fullmoon Dj Festival” ny renivohitry ny faritra Atsinanana, ny 18   sy ny 19 oktobra ho avy izao. Hetsika goavana eo amin’ny sehatry ny fanafanana alim-pandihizana izy ity, satria dia handray ireo vahiny mpikosoka […]